Litera A

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Atsimbohitra: (tsimbohitra) mt, at. (atsimbohiro): Asesika hanohitra ny manam-Pahefana, hikomy. Ahitsio
Atsimina: (tsimina) mt. fit.: Entina manimina, mamehy ny herana atao tafontrano. Ahitsio
Atsimintsimina: (tsimintsimina) mt, at. (atsimintsimino): Atao tonga falifaly. Ahitsio
Atsimo: a: Lafin'ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny avaratra. •H,o,: Kely haja, mahantra. / t.i.f.: Anatsinomina i manatsimo, fanatsimo, mpanatsimo / anatsinomana, fanatsinomana i mianatsimo, fianatsimo, mpianatsimo ) ianatsinomana, flanatsinomana ( tatsimo. Ahitsio
Atsimpohafoha: (tsimpohafoha) mt. at.: Atao mitsitoko- Ats toko (tany); atao mitsangantsangana (volo). Ahitsio
Atsimpona: (tsimpona) mt. fit. (atsimpony): Entina mitsimpona, miondrika maka zavatra tsirairay. Ahitsio
Atsinanana: a: Ny lafin'ny tany iposahan'ny masoandro, mifanohitra amin'ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. - t.i.f.: Atskrananina / manatsinanana, fanatsinanana, mpanatsinanana / anatsinananana, fanatsinananana ) miantsinanana, fiantsinanana, mpiantsinanana ) iantsinananana, fiantsinananana ( tatsinanana. Ahitsio
Atsinananina: (atsinanana) mt. ih. (atsinanano): Atao nritodika miantsinanana. ~ Alefa na atao miantsinanana. Ahitsio
Atsindrantsindrana: (tsindrantsindrana) mt. at. (atsindrantsindrano): Atsangantsangana (volo). Ahitsio
Atsindrika: (tsindrika) mt. fit, (atsindriho): (herana) Entina manafo trano: Saika tsy nahita herana hatsindriko ny tranoko aho. Ahitsio
Atsindroka: (tsindroka) mt. fit. (atsindrohy): Entina mitsindroka na maka zavatra, vato kely na voan-javatra, anrin' ny vava (vavam-borona). Ahitsio
Atsindrona: (tsindrona) mt, fit, (atsindrony): Entina manindrona. Ahitsio
Atsindry: (tsindry) mt, fit. (ats ind rio): Entina manindry: Biriky atsindry io tsihy io raha toa tsy mahita vato ianao, Ahitsio
Atsingadina: (tsingadina) mt. at. (atsingadino): Apotraka, alavo, akodia amin'ny tany. Ahitsio
Atsinganga: (tsinganga) mt, at, (atsingangào): Atao mitsinganga, miainga fia. Ahitsio
Atsingatotra: (tsingatotra) mt. at. (atsingatory): Apotraka ka miainga ny ilany vao mianjera; alavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Aza atsingatotrao ny seza sao tapaka, Ahitsio
Atsingedana: (tsingedana) mt. at.: Avalampatra, atsotra mivalandbtra. Ahitsio
Atsingerina: (tsingerina) mt, at (atsingereno): Averina, enti na miverina: Natsingerin'Ibalita ny omby. tr Averina, lazaina fanindroany: Natsingeriny ny teniny vao azoko. Ahitsio
Atsingevina: (tsingeuino) mt, at. (atsingeveno): Asavilivily, akipilipily. Ahitsio
Atsingilahila: (tsingilahila) rat. at. (atsingilahilao): Avembena, arondrbna: Aza atsingiiahila ny sininao sao vaky. Ahitsio