Litera A

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Avikavika: (vikavika) mt. fit. (auikavikào): Entina mamikavika. Ahitsio
Avikina: (vikina) mt. at. (avikino): Asaina mihoatra. Ahitsio
Avilaka: (vilaka) mt. at. (avilàho): Aforitra. Ahitsio
Avilana: (vilana) mt. at. (auilano): Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza auilana tahaka izao re ny uauanao fa maharatsy anao e! Ahitsio
Avilavila: (vilavila) rat. at. (auilauilào): Aolikolika, aolanolana: Avilavilany er? ny vavany rehefa miteny izy. Ahitsio
Avilina: (vilina) mt. at. (avili-no): Aforitra amin'ny tenany ihany dia zairina. Ahitsio
Avily: (vily) mt. at. (aviüo): A-todika: Auilio miankavanana ny lohan'ny lakana sao dia midona amin'ny uato. / h. o.: Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony. 1 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy. 1 Atolaka: Hauilin'Andriamanitra anie izany loza izany! 1 Afindra, ailika: Aza avilinao at? amiko ny ratsy nataonao. Ahitsio
Avimbina: (uimbina) mt. fit. (auimbino): Entina mivimbina, mitondra amin'ny tanana. 1 Entina mitahy. Ahitsio
Avina: ft.: Enti-milaza filana hevitra, fizahana vaovao. i t.i.f.: Avenina, voavina f manavina, fanavina, mpanavina f anavenana, fanavenana f mahavina. Ahitsio
Avinany: (vinany) mt. fit. (auinanio): Entinamaminany. Ahitsio
Avinavina: (vinavina) rat. fit. (avinauinào): Entina maminavina, manombana. Ahitsio
Avingivingy: (vingiuingy) mt. Avo fit. (avingiuingio): Entina mamingivingy; entina maniratsira. Ahitsio
Aviniviny: (viniuiny) mt, at. (auiniuinio): Atao malonilbny, kitokitoina (endrika). Ahitsio
Avioka: (vioka) mt. at.: Asaina mitsoriaka, miriotra. Ahitsio
Aviona: (viona) mt. at. (aviàny): Abirioka, ahodivitra. 1 Avembena, arondrôna, Ahitsio
Aviotra: na Fandrikibodisy a.: Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady mampitombo ny hatsembohana (Smilax kraussiana). Ahitsio
Aviravira: (viravira) mt. fit. (avirauirào): Entina mamiravira, mandrairay, mamozafoza. Ahitsio
Avirioka: (virioka) mt. at.: Afaraingo, abilabila. Ahitsio
Avirotra: (virotra) mt. at.: Aolana, avilavila, avàona. Ahitsio
Avitrana: (vitrana) mt. at. (avitràno): Zairina mba hitambatra: Avitràno kely ireo lamba roa ireo. Ahitsio