Litera B

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Bemaimbo: a.: Anaran-kafa ilazana ny taimborontsiloza. (Jer. Taimborontsiloza). Ahitsio
Bemandomba: p, a.: Be handrina be, manana handrina toa mandondona, mandroso mitatao eo amboy maso. Ahitsio
Bemandry: (Skl) a.: Karazan' oviala saingy tsy azo hanina manta. Ahitsio
Bemarika: a. : Karazan-damba. Bemavo a,: Diky, fivalanana. Ahitsio
Bembo: a.: Fampiasa amin'ny hoe Bembon'orona: Ilay taolan'orona miavoavo, mitxingitringy. Ahitsio
Bemihimpy: (t.tr.) a: Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazĂ na tonga olon-dratsy. Ahitsio
Bemihisatra: Jer. Ambaniandro. Ahitsio
Beminono: (Tsm.) a.: Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra. Ahitsio
Bemiorika: a.: Karazam-bakana lehibe maro soratra. Ahitsio
Bemiray: a.: Tapatapa-damba samy hafa loko izay atambatra ho akanjo na fitafiana na firakofana: Akanjo bemiray: Akanjo vita amin'izany tapatapa-damba izany. Ahitsio
Bemoty: a.: Karazan-damba misy motimotiny. Ahitsio
Benabena: Jer. Venavena. Ahitsio
Benamboka: p. t.: Kamo mpidonana-poana. Ahitsio
Benandro: a.: Andro andavanandro; andro tsisy tabataba. Ahitsio
Benge: (Ski) a.: Osy. Ahitsio
Bengelahimena: (Ski) a.: Anaran-kazandrano menamena. Ahitsio
Bengy: (Bd) a.: Osy. Ahitsio
Benitra: (fr. bai'onnette) a.: I-lay lohan'ny basy izay misy toy ny sabatra maranitra. ? F.-p.: Tsatsi-benitra: fanohizana amin'ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo). Ahitsio
Benjamina: a.: Kaxazan-javamaniry misy voninkazo me-na madinidinika izay matetika totototoin'ny ankizy ka apetany amin'ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L. na I. notitangore Balsaminacées na I. Sultani Hook). Ahitsio
Benoara: Jer. Bonara. Ahitsio