Litera E

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Etroa: : Toaka (t.t.m.). - t.i.f. : Mietro, manetro, fanetro, mpanetro ) anetroana, fanetroana. Ahitsio
Etry: p.t. : Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny. 1 ft. : Entimilaza fitambotsorana na fi-, dinana ho amin'ny ambany sy ny iva. 6 ai. f. : Etrena, aetry ( manetry, fanetry, mpanetry / anetrena, fanetrena / mietry fietry, mpietry / ietrena, fietrena 1 mahetry. Ahitsio
Etry: a. : Fanivaivana, fanazimbana. Ahitsio
Etsahina: (etsaka) mt.ih. (etsaho) : Vontosana : Noetsahin'ny ranonorana ny ampiantany ha nihotsaka. Ahitsio
Etsaka: p.a. : Lena tanteraka amin'ny rano na ranonorana, vonto : Etsaky ny orana ny tambohonay uao natsangana ha nirodana. ? H.o. : A-fa-po tanteraka : Etsaka ny faniriako. ¶ M.h, : Boboka, amp oka. i Lit f. : Etsahina, voaetsaka 1 manetsaka, fanetsaka, mpanetsaka ( anetsahana, fanetsahana i mahetsaka. Ahitsio
Etsaka: Etsaketsaka a. : Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany, - t.i.f. : Etsaketsahana na etsaketsahina, aetsaketsaka, voaetsaketsaka / manetsaketsaka, fanetsaketsaka, mpanetsaketsaka 1 anetsaketsahana, fanetsaketsahana ( mahetsaketsaka. Ahitsio
Etsaketsahana: na Etsaketsahina (etsahetsaka) mt.ih. (etsaketsaho) : Velezina mafy sy an-kisesy. ¶ M.h. : Dobohana, dobofana, vangoana, darofana, galamoina, tonafana, donafana, goanana, fetsahina, latsafana, latsahana, dinahina, lakasina, alakasina, lazoina, fetrehina, doanana, havokavohana, havohana. Ahitsio
Etsetra: (lat. et caetera) a. : Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin'ireo voateny mbola tsy voaiaza ka hafohezina amin'ny hoe ets no fanoratra azy : Betsaka ny karazam-balala : ny adrisa, ny ualalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (ans) no asolo ny etsetra. Ahitsio
Etsy: p.mt. : Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin'ny atsy raha tsy taza-maso fa takona : A-petraho etsy an-Joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an'efitra auaratra ny saronankarona). Momba nY fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jar. Eo. - t.i.f. : Manketsy, mpanketsY. - F,-p. : Etsy ho etsy : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny : Apetraho etsy ho etsy ny entanao. Ahitsio
Etsy ange: Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manauy ka tsy afaka hianatra. Ahitsio
Ety: p. t. : Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby : Ety ny lalana taloha. /E-ty kely ity' efitrano id ka mijaly izahay. ~ Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitm ny tena : Ety aho ka mikisakisaha. ~ Mafy, sarotra : Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany. - t.i.f. : Etena, voaety j manety, fanety, mpanety j anetena, fanetena j mifanety j mihaety j mahety j etiety. - F.-p, : Miditra amin'ny ety : miditra amin'ny toe-javatra sarotra sy manahirana. Ahitsio
Etý: p.mt. : Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin'ny ad izay manisikevitra mifanohitra amin'ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana : Mahasalama ny monina et? ambaniuohitra (Tiako ny monina ad ambanivohitra noho ny any ambonivohitra. / Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jer. Eo. 6 tif, : Mankety, mpanketS'. • F,-p, : Ed ho et9 : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny : Tet? ho et? no nisy ny fasan'ny razanay fa efa tototry ny ahitra ka tsy hita intsony. Ahitsio
Evanevana: a.: Anelanelan'ny roa tonta tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, latsaka afovoany : Mandeha an'evaneuany izy. - t.i.f. : Aevanevana 1 mievanevana, fievanevana, mpievanevana )ievanevanana,fievanevanana. Ahitsio
Evanjelisitra: a. : Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara. Ahitsio
Evanjelista: (fr. évangéliste) a. Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany. Ahitsio
Evanjely: na Evanjily (fr. évangile) a. : Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan'i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan'i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany. ? H.i. : Ny fampianaran'i Kristy Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika. ¶ M.h. : Filazantsara, Vaovao mahafaly, Ahitsio
Eveka: (fr. Evéque) a.: (Fiv. kat.) Dimbin'ny apostoly, nandray ny sakaramentan'ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan'ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin'ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka Ahitsio
Evina: a. : Famoahan-drivotra eo amin'ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa Piti-drora koa. - t.i.f. : Mievina,fievina,mpievina 1 ievenana, fievenana. Ahitsio
Evoevo: (Tsm) a. : Lohamalemy. Ahitsio
Evohana: (evoka) mt.ih, (euohy) : Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka : Evohy ireo zazakely uoan' ny bonibony ireo, Ahitsio