Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famentimpentina: (pentimpentina) a. : Fomba entina mamentimpentina, manisy pentimpentina. Ahitsio
Fameperana: (pepetra) a. : Fanafatrafarana, fandidiana : Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an'ireo uoalavo kely roa lahy mba tsy hiuoaboaka. Ahitsio
Famepetra: (pepetra) a : Fomba entina mamepetra, manafatrafatra. Ahitsio
Famerahana: (veroka) a : Famakiana roa, fanokafana; fandoarana ny ao anatin'ny biby vonoina, famelarana, famborahana. Ahitsio
Fameraka: (veraka) a : Fomba entina mameraka mahatonga hiveraka. 1 p.t. : Azo verahina. Ahitsio
Famerana: (fetra) a. : Fanoritana, famaritana : Famerana ny andro handehanana. /Famerana ny fandaharam-pianarana. Ahitsio
Fameravera: (ueravera) a . Fomba entina mameravera, manasaratsaraka, manatsikera, mamohavoha. 1 p,t. : A-zo veraveraina. Ahitsio
Fameraverana: (veravera) a. : Fanatsikerana, famohavohàna, fanasaratsarahana. Ahitsio
Famerenana: (verina) a. : Fanaovana indray : Noho ny fangatahan'ny be sy ny ma-ro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao. ? Ka-do na fahafoizana omen'ny tompon-trosa na ny mpivarotra. Ahitsio
Famerezana: (very) a. : Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana. Ahitsio
Famerina: (verina) a. : Fomba entina mamerina. ? p.t. : A-zo averina / Fameriny: ny vola madinika averina amin' ny vola omen'ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin'ilaY entana no nomeny. Ahitsio
Famery: (very) a. : Fomba entina mamery, mahatonga ho very. Ahitsio
Famesanana: (fesana) nasiana katapilasY. Famesarana (vesatra) a : Fa nomezana olona entana be lanja; fanampiana trotraka. Famesatra (uesatra) a. : Fomba entina mamesatra, mainpitondra enta-mavesatra olona. ? p. t. : Azo vesarina. Ahitsio
Fameta: (veta) a. : Fomba entina mameta, manazimba, mandoto, manala baraka. 1 p.t. : Azo vetaina : Ny zaua-masina tsy mba fameta. Ahitsio
Fametafetana: (feta) a. : Famotsipotsehana, famondipondena amin'ny tanana. Ahitsio
Fametahana: (petaka) a. : Fandraiketana (sary, taratasY...) amin'ny rindrina..., fanditiana. Ahitsio
Fametaka: (petaka) a : Fomba entina mametaka. ? p. t. : A-zo apetaka : Tsy fametaka amin'ny trano it?. Ahitsio
Fametana: (feta) a. : Fanentsenana lavaka amin'ny feta. Fametana (ueta) a. : Fanaratsiana, fanosoran-dratsY, fanosoram-potaka I fanazimbana, fandotoana. Ahitsio
Fametavetana: (vetaveta) a. : Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka. (Femetrehana (petroka) a. : Fanasiana amin'ny toerana anankiray : Fametrahana voninhazo eto ambony latabatra. ? Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka : Fametrahana vola amin'ny banky. ? Fanendrena : Fametrahana hisotro ronono. ? Fanalana, fanesorana, fanonganana : Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka. ? Fandroahana, fisaorana: Tsy aisy tsy nahalala ny fametrahan-dRahoto an-dRavan. Ahitsio
Fametraka: (petraka) a. : Foinba entina mametmka. ? p.t. Azo apetraka. Ahitsio