Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famikavika: (vikavika) a : Fomba entina mamikavika, manjaitra manao zojotra. ? P. t. : Azo vikavikaina. Ahitsio
Famikavikana: (vikauika) a. : Fanjairana atao zojdtra fotsiny aloha hanamarihana izay tena hozairina, na hitanana azy fotsiny vonjimaika. Ahitsio
Famikina: (vikina) a : Fomba entina mamikina, mandrka, mandingana, mihoatra. Ahitsio
Famikinana: (vikina) a. : Fihoarana, fandikàna, fandinganana mihoatra (zavatra ixaY). Ahitsio
Famikirana: (fikitra) a. : Fitazonana mafy, fifikirana mba tsy hiarrjera. Ahitsio
Familavila: (vilauila) a : Fomba entina mamilavila. ? p.t. : Azo vilavilaina. Ahitsio
Familavilana: (vilauila) a : Fampiolanana; famozavozana, famoriporetana. Ahitsio
Familian-tsambo: a. : Zavatra entina mamily ny sambo. Ahitsio
Familiana: (vily) a. : Fampandehanana amin'ny lalan-kafa fa tsy amin'ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana. Ahitsio
Familina: (vilina) a. : Fomba entina mamrlina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin'ny tenany ihany. ?p.t.: Azo avilina, Ahitsio
Familinana: (vilina) a : Fanjairana ny sisin-damba miforitra amin'ny tenany ihany. Ahitsio
Family: (vily) a. : Fomba entina mamily. ? Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin'ny lalana tiana halehany. ? p.t. : Azo avily. Ahitsio
Faminaniana: (vinany) a : Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny. Ahitsio
Faminany: (vinany) a. : Fomba entina maminany. ? p.t. : A-zo vinanfna. Ahitsio
Faminavina: (uinavina) a. : Fomba entina maminavina, manombantombana. ? p, t.: Azo vinavinaina. Ahitsio
Faminavinana: (oinavina) a. : Fanombanana, fanombantombanana. Ahitsio
Famindra: (findra) a. : Fomba entina mamindra : Mahafinaritra ny famindran'ny miaramilakely, Ahitsio
Famindrana: (findra) a : Fanovana toerana : Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben'ny Fiuondronana nefa izao vao tanteraka. ? Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara : Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. - F,-p, : Famindram-po : antra, fangorahana. / Famindrana fo : fanoloana fon'olona iray amin'ny f on' olonkafa. Ahitsio
Famindro: (mindro) a. : Fomba entina mamindro, mipetraka eo akaikin'ny afo mba hafana. Ahitsio
Famindroana: (mindro) a. : Fipetrahana eo anoloan'ny afo mba hafana. Ahitsio