Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famolimbolina: (volimbolina) a. : Fomba entina mamolimbolina, manao ho volimbolina. Ahitsio
Famolivoliana: (voly) a : Fiai-ana toa zavatra manaingotsaingoka izaitratra eran'ny rantsambatana. Ahitsio
Famolivoly: (voly) o. : Toetran'ny tena mamolivoly, mandre man ajngotsaingoka eran'ny tena. Ahitsio
Famolo: (volo) a : Fomba entina mamolo, manala na manongotra ny volo amin'ny tenan'ny vorona vonoina. 1 p. t.: Azo volosana. Ahitsio
Famoloana: a. : Tokotany namboarina sy nolalorina tain'omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy. (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga 'ny ankamantatra momba azymanao hoe : Inona àry izany : Rangahibe herintaona uao misasa toua). Ahitsio
Famolonana: (folono) a. : Fanaboriana. Ahitsio
Famolosana: (volo) a : Fanalana na fanongotana ny volo amin'ny tenan'ny vorona vonoina : Maharitra eia ny famolosana ganagana. Ahitsio
Famona: (vona) a. : Fomba en-. manao vona. * p. t.: Azo avùna, tokony havona. Ahitsio
Famonana: (vona) a. : Fanasiana veina. Ahitsio
Famonaponahana: (fonaka) a : Fanatrotrahana, famizanana, Ahitsio
Famondrahana: (uondraka) a. : Fanatavezana, famahazana. Ahitsio
Famondraka: (vondraka) a. : Fomba entina mamondraka, manatavy, mamaha. ? p. t. : Azo vondrahina, hatavezina. Ahitsio
Famondranana: (fondrana) a, : Fandokoana. Ahitsio
Famongadiana: (vongady) a. : Fividianana mitambatra; fanavosàna, fanaovana antontany. Ahitsio
Famongady: (vongady) a. : Fomba entina mamongady, mividy mitambatra, ambongadiny. ? p, t, : Azo avongady. Ahitsio
Famongana: (vongana) a : Fomba entina mamongana, mandidy (zavatra) ka atao didiny lehibe. 1 p.t. : Azo vonganina. Ahitsio
Famonganana: (vongana) a. : Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe. Ahitsio
Famonganana: (fongana) a, : Fandravana tanteraka, fandevonana ; fandaniana. Ahitsio
Famongarana: (fongatra) a. : Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina. Ahitsio
Famongehana: (vongika) a. : Famesarana, fanasiana entamavesatra eo ambony..., eo amin'ny... Ahitsio