Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fizidizidy: (zidizidy) a.: Toetran'ny olona m!zidizidy, izany hoe mamfndra amimpahavitrihana. Ahitsio
Fizihirana: (zihitra) a,: Fibontsinana: Ny ftzihiran'ny kibony no niantsoanay dokotera, ~ Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro. 1 Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy, Ahitsio
Fizihitra: (zihitra) a,: Toetran' ny zavatra mizihitra, izany hoe mibontsina avy anaty. Ahitsio
Fizihizihy: (zihizihy) a.: Toetran'ny zavatra mizihizihy na feno hika. Ahitsio
Fizika: a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran'ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-IzY azy. Ahitsio
Fiziniziniana: na Fizinjinana (ziniziny, zinjiny) o,: Firintonana amin-katezerana. Ahitsio
Fiziniziny: na Fizinjiny (ziniziny, zinjiny) a.: Toetran'ny olona miziniziny, na mirintona amin-katezerana. Ahitsio
Fizionjiona: (zionjiona) a,: Toetran'ny olona mizionjiona, izany hoe tsy mandeha mahitsy fa mivily lalana. Ahitsio
Fizionjionana: (zionjiona) a.: Fiviliana, tsy fandehanana mahitsy fa mivily lalana; fivembenana. Ahitsio
Fizipo: (zipo) a.: Fomba fitondrana zipo. Ahitsio
Fizipoana: (zipo) a.: Fanaovana na fitondrana zip o. Ahitsio
Fiziriziriana: (ziriziry) a.: Firidiridiana, fanaovana di-doha, fllriribibiana: Nahasosotra ny olona ny fiziriziriany teo amin'ny adihevitra. Ahitsio
Fiziriziry: (ziriziry) a,:Toetran' ny zavatra na olona miziriziry, izany hoe miridiridy, manao di-doha, mikiribiby, Ahitsio
Fizivana: (ziva) a.: Fomba fahita amin'ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana. Ahitsio
Fizofizo: p.t.: Sady lava no mitezotezo. i t.l.f,: Mifizofizo, Ahitsio
Fizoina: (zo) a.: Enti-milaza olona idonam-pahoriana na iharan-doza matetika. Ahitsio
Fizongozongo: (zongozongo) o.: Fomba na toetran'ny olona mizongozongo, izany hoe mandeha irery tsy misy mpanaraka. Ahitsio
Fizongozongoana: (zongozongo) a.: Fandehanana irery tsy misy mpanaraka. Ahitsio
Fizorana: (zotra) a,: Fandehanana milamina tsara; fikorianana. Ahitsio
Fizotra: (zotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron'ny tantara. Ahitsio