Litera G

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Gazety: (fr, gazette) a.: Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan'andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra. - F,-p,: Gazety vava: fanelezana tsaho. / Manao gazety, mpanao gazety: olona izay mamoaka gazety no antondraharaha ataony. Ahitsio
Gebaka: p. t,: Fisaka, noana, foana ny atiny. 1 t, i,f.: Mangebaka. Ahitsio
Geboka: a.: Fanaovana teli-moka fa tsy mitsako akory. i, t.i.f.: Ageboka, voageboka 1 mangeboka, fangeboka, mpangeboka. Ahitsio
Gedra: Gedragedra p.t.: Fatotra migoragora, fehy tsy voasintona tsara. - t.i.f.: Gedragedraina, agedragedra, voagedragedra 1 managedragedra, fanagedragedra, mpanagedragedra 1 anagedragedrana,fanagedragedrana 1 migedragedra, figedragedra, mpigedragedra 1 igedragedrana, figedragedrana 1 mahagedragedra. Ahitsio
Gedragedraina: (gedragedra) mt. th. (gedragedrao): Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin' io alika fo fa lasa eo io, 1 Fehezina malemy loatra, atao rainazy: Nogedragedrainy ny fifehy ny zanany ka lasa naditra ireo nony lehibe. Ahitsio
Gedrigedry: a.: Teniteny fanomezan-tsiny. Ahitsio
Gedrogedro: a.: Fimenomenonana miaraka amin'ny taraindraina sy ny endrika mifararemotra. - t.i.f.: Migedrogedro, figedrogedro mpigedrogedro I igedrogedxoana,figedrogedroana / mahagedrogedro. Ahitsio
Gegena: (gaigy) mt. ih.: Atao izay hahatezitra, haharomotra, hampisafoaka. Ahitsio
Gehezina: (gehy) mt. th, (gehezo): Fehezina mafy tsara: Gehezo ny entana sao miboraka. • Texans: Nogehezindra in y sy reniny hianatra izy veto nianatra. • Tazonina, ageboka: Nogehezin'ny fan/ahana ny fananany. Ahitsio
Gehina: (gaika) mt. ih. (geho): Terena, fehezina: Nogehiny tamin'ny hetra ny valahany, / Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha. • Giazana, tsy avela hivoaka: Geho ao antrano ireto ankizy ireto. Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada mba hianatra. Ahitsio
Gehy: a.: Fehy, fatorana: Tsy nataony tsara gehy ny enta-na. - t.i.f.: Gehezina, agehy, voagehy, ginehy / managehy, mangehy,fanagehy,fangehy, mpangehy, mpanagehy 1 angehezana, fangehezana 1 migehy, figehy 1 igehezana, figehezana 1 mahagehy 1 gehigehy. Ahitsio
Geika: Geka a.: Jar. Gaika. Ahitsio
Geja: a.: Fihina mafy. i tif: Gejaina na gejana, ageja, voageja 1 manageja na mangeja, fangeja, mpangeja I angejana, fangejana 1 mahageja. Ahitsio
Gejaina: na Gejana (geja) mt. ih, (gejao): Fatorana mafy: Gejao ity kofehy • Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako. / Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany. ? Terena: Gejao roba hitaon-jejika izy. • Ta' nana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra. Ahitsio
Gema: p.t.: Mikepakepaka, hempa: Gema molotra iny Rangahy iny ka ohatra ny mihinam-paraky foana. Ahitsio
Gemo: a.: Karazam-piasana famankonana. Ahitsio
Gena: Genagena a.: Fitondranjavatra moramora sy amimpitandremana amin'ny tanana. - t.i.f.: Agenagena, genagenaina, voagenagena / mangenagena, fangenagena, mpangenagena 1 angenagenàna, fangenagenàna 1 migenagena, figenagena, mpigenagena f igenagenàna, figenagenàna 1 mahagenagena. Ahitsio
Genagenaina: (genagena) mt. ih, (genagenao): Entina moramora am-pitandremana: Genagenaina no fitondra ny atody. Ahitsio
Geogeoka: a.: Jer Heoka. Ahitsio
Gera: Geragera p. t.: Ratsy fatotra, tsy tsara fehy. - t.i.f.: Migeragera, figeragem, mpigeragera. Ahitsio