Litera H

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Harihary: a.: Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina. i Aharihary, voaharihary, tafaharihary 1 miharihary,fihariharY, mpiharihary ( iharihariana, fiharihariana f ampihariharina 1 mampiharihary 1 mahahariharY. * F.-p.: Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary no-ho ny tsy fisian'ny ahitra manarontsarona azy. ¶ M. h.: Rikarikan-tany. / Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana. Ahitsio
Harihina: (harika) mt, ih. (hariho): Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona anao. Ahitsio
Harihitra: Faharihitra (rihitra) a.: Toetran'ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano. Ahitsio
Harika: a.: Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin'olona. - t.i.f, : Harihina, voaharika 1 mangarika, fangarika, mpangarika 1 angarihana, fangarihana f mahaharika 1 harikarika. . - t.i.f.: Harinina, voaharina 1 mangarina, fangarina, mpangarina f angarinana, fangararinana. Ahitsio
Harina: (hary) mt. th. (hario): Azo angonina, vorina. Ahitsio
Haringarina: a.: Rikarikan-taolana. • H.o.: Hahiazana mifezafeza. Ahitsio
Harinina: (harina) mt. ih. (harino): Aolana mba hiteradrano. Ahitsio
Hariry: a.: Karazan-damba landihazo manify. Ahitsio
Harisihana: Faharisihana (rial-ka) a.: Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin'ny zavatra iray. Ahitsio
Harisika: Faharisika (risika) a.: Ny toetran'ny olona mariai-ka. Ahitsio
Hariva: a.: Ny tapak'andro ihilanan'ny masoandro miankandrefana: Amin'ny dimy hariva. / Ny hariva no fahanteran'ny andro. 1 p.t.: Folaka:Hariva ny andro. e p.mt.: Amin'ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany. / Hariva izahay fa aoka handeha. • mt. ih.: Tazonina ela hatramin'ny hariva: Harivan'ny resakareo eto lahy izahay. 1 Harivaina 1 manariva, fanariva, mpanariva 1 anarivana, fanarivana 1 mahahariva 1 harivariva 1 harivana, fanarivana f takariva. - F.-p.: Be hariva: fanaovana tontakely, fandrobana. f Manao be hariva: manao rodobe handroba. / Harivariva an-tanin'olona: ilazana ireo tratra hariva na singany irery any am-pivahiniana, ka manembona ny any aminy.l Maraintsy hariva: hita mandrakariva ary isan'andro. / Mitehin-ko hariva ny andro: enti-milaza fa madiva ho hariva. * Ohab.: Adin'ankizy: miady maraina, tsara hariva: entina milaza ny olona miady tsy mba manana otri-po na fankahalana maharitra fa mora mifankahazo na mihavana indray. / Volom-bavan' antitra ka hariva vao mena fify: enti-manambara ny fahombiazan'ny efa zokinjokiny amin'ny lazon'ady feno fikirizana. Ahitsio
Harivaina: (hariva) mt, ih. (harivao): Tazonina ela, atao ela, hatramin'ny hariva: Noharivainy aho omaly. Ahitsio
Harivo: Faharivo (riva) a.: Toetran'ny rano tsy lalina. Ahitsio
Haro: a.: Famadibadihana zavatra mba hifangaroan'ny ao anatfny tsara. ? Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro, - t.i.f,: Haroana, haroina, a-haro 1 mangaro, fangaro, mpangaro 1 angaroana, fangaroana 1 mifangaro 1 mampifangaro, ampifangaroina 1 miharo, ffharo, mpiharo 1 iharoana, fiharoana 1 mahaharo 1 haroharo. Ahitsio
Haroana: (haro) mt. pdr. (haroy): Aslana (zavatra) hikambana aminy: Haroana voatabia ny hena mba hatsiro. Ahitsio
Harofana: (haroka) mt. ih, (harofy): Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan'ny saka tao` anaty lavany ilay totozy, 1 H.o.: Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy. Ahitsio
Haroina: (haro) mt.ih. (haroy): Avadibadika mba hifangaro tsara: Haroy matetika ity vary mihahN ity. Ahitsio
Haroka: a.: Fakana zavatra any anaty lavaka na rano. 1 H.o, : Fangaronana mba hahalalana izay afenin'ny sasany. I Harofaira, aharoka, voaharoka 1 mangaxoka, fangaroka, mpangaroka 1 miharoka, fiharoka, mpiharoka I angarofana, angarohana, fangarofana, fangaxohana / iharofana, fihaxofana 1 mahahaxoka 1 harokaroka. Ahitsio
Harokaty: a.: Aretina mampivalana. Ahitsio
Harokorokoana: Faharokorokoana (rokoroko) a.: Ny haraoraon-javatra, hasaosao. Ahitsio