Litera L

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Lay: a: Tsilotsilo kely madinika dia inadinika hita amin'ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin'ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns... 1 tif: Manday, fanday j lailay, malailay 1 mahalailaY 1 halailay, fahalailay. Ahitsio
Laza: (Ski) a.: Famaky kely fitondra mandeha, Ahitsio
Laza: a.: Fahafantarana manehoeho ananan'ny olona momba ny tena: Nahabe laza azy ny fanaovany ny marina teo amin'ny fifidianana ~ Fiheverana — na tsara na ratsy — ananan'ny olona momba ny tena na zavatra iray: Ratsy laza izy hatramin' ny hala-bato nampanaouiny. / Tsara laza amin'ny tany ama-monina izy. ~ Fanambarana, fampisehoana ary farnpielezana am-bava na an-taratasy. - t.i.f.: Lazaina, alaza, voalaza I milaza, filaza, mpilaza I ilazana, filazana I mampilaza J mahalaza I lazalaza 1 ankalazama J mankalaza, fankalaza, mpankalaza / ankalazana, fankalazana. Ahitsio
Lazaina: (laza) mt ih. (lazao): Amhara, aseho amin'ny teny: Izao no lazaiko aminareo. Ahitsio
Lazo: a: Fiandohana hamainana, fanombohana amin'ny fahasimbana na fahamainana: Ny lazom-boangazo dia mangahazo ahahy amin'ny hainandro ka efa maimaina. t.i.f.: Lazoina, alazo, voalazo /mandazo, fandazo, mpandazo J andazoana, fandazoana 1 malazo. - F.-p.: Luzon y: sady tsy le-na no tsy main tanteraka. / Lazom-boamangahazo: ny mangahazo nahahy ka mbola tsy maina tanteraka. / Lazon' ady: ady mitohy izay ilana fikirizana sy faharetana. /Lazon'andro: hafanan'ny andin hatramin'ny hariva izay terni mahamay tokoa. / Lazon'antitra: olon-dehibe efa mande-ha eo amin'ny fahanterana. J Lazon-kabary: kabary lavareny ifamaliana tsy misy farany. I Tonta lava: entina milaza zavatra tsy tsars loatra sy efa nanaovana (fitafiana). Ahitsio
Lazoina: (lazo) mt ih. (lazoy): Aserantserana amin'ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana L'an notapahina. Asian'ny amban'aretina, asian'aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin'ny kitrotro ity zaza tt?. 1 Asiana: Lazoin'ny hainandro ny andohako. 1 Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana tty raharaha it? fa lazoinareo lava. Ahitsio
Lazolahy: (Ski) a.: Vatofantsika roa nify. Ahitsio
Lebolebo: (lebo) a.: Loiloy. 1 t. i,f.: Milebolebo. Ahitsio
Leda: a: Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano. Ahitsio
Leda: sy Ledaleda (leda) a.: Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako. - t.i.f.: Mileda, fileda. Ahitsio
Lede: (fr. le dé) a.: Jer. Kodiakely. Ahitsio
Lefa: ft: Tsipy, toraka. ~ Lositra. - t.i.f.: Lefasana, alefa, voalefalmandefa, fandefa, mpandefa 1 andefasana, fandefasana / milefa, filefa, mpilefa 1 ilefana na ilefasana, filefana na filefasana / mahalefa 1 lefalefa. Ahitsio
Lefahina: (lefaka) mtih. (lefaho): Atao tonga milefitra; ketrahina:Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany. / Aza lefahina ny tady. 1 h.i.: Atao tonga adala Ahitsio
Lefaka: a: Halefolefo, tsy fihenjanana. - t.i.f.: Lefahina, alefaka,voalefaka 1 manalefaka, fanalefaka, mpanalefaka / analefahana, fanalefahana 1 mahalefaka / lefadefaka / malefaka / halefaka, fahalefaka I hale-f ahana, fahalefahana. Ahitsio
Lefaka: p. t : Misy fahasimbantsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento. - t.i.f.: Lefahina I mahalefaka, fahalefaka 1 halefahana, fahalef ahana. Ahitsio
Lefakozatra: a.: Anaran-kafa ilazana ny poliomielita. Ahitsio
Lefasana: (lefa) mt. pdr. (lefaso): Torahana, tsipazana: No lefasany uaton'antsamotady ilay voromaitala ka maty teo no ho ea. ¶ M.h.: Andefasana. Ahitsio
Leferana: a.: Jer. Laferana. Ahitsio
Leferina: (lefitra) mt. ih. ante-ro): Zakaina, ihafiana, iaretana: Tokony holeferintsika ny fahoriana manjo antsika. Ahitsio
Lefitra: a.: Valona. foritra.lefiravina, ketrona. 1 mt. ih. (lefero): Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany. - t.i.f.: Leferina, alefitra, voalefitra J mandefitra, fandefitxa, mpandefitra I andeferana, fandeferana l milefitra, filefitra, mpilefitra / mahalefitra J lefidefitra. - F.-p.: Lefi-nono: faritra amin'ny akanjom-behivavy izay mamintfna ny tratra mitovy amin'ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika. / Lefiravina: akanjo mifanosontsosona sy nasian-ketronketrona tamin'ny nanjairana azy. Ahitsio