Litera L

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Lomy: a: Fikambanan'ny biby lahy sy vavy. - t.i.f.: Milomy. Ahitsio
Lona: a: Fampijanonana zavatra ao anaty rano; fandrobohana zavatra ela ao anaty rano; fijanonana ela, filentehana any amin'izay aleha. - t.i.f.: Alona, voalona, tafalona / mandons, fandona, mpandona 1 andomana, f andomana 1 filona, milona, mpilona 1 ilomana, filomana 1 mahalona. - F.-p.: Lon-drano: enti-milaza vary mbola eny an-tanimbary ka safotry ny rano. / Lon-tsomaka: enti-milaza zavatra milona tapaka ao anaty rano; fandrika. 1 Manao lona: mampisambo-bola ela, manome fotoana lava handoavana trosa, manao bidà. / Milon-tsomaka: enti-milaza vary efa voajinja izay m11ona ao anaty rano ka simba. Ahitsio
Lonahina: Alonaka (lonaka) mt ih. (lonahy, alonahy): A-tao tonga lonaka, mahavokatra. Ahitsio
Lonaka: p.t.: Mahavokatra sa-tria tsara nofo: Tany lonaka i t.i.P.: Lonahina, alonaka, voalonaka 1 mandonaka, fan• donaka, mpandonaka 1 andonahana, fandonahana ( mahalonaka. Ahitsio
Londo: na Londolondo a: Tsy fahamiramiranana 1 tif: Milondolondo, filondolondo, mpilondolondo / ilondolondoana, filondolondoana I mahalondolondo. Ahitsio
Londona: a.: Nofo ao anatin' ny voatavo manarona ny voany, voninkazom-boatavo: Londom-boatavo. - F.-p.: Miala londona: ilazana ny zavamaniry mihintsam-boninkazo mba hiforonan'ny voany. Ahitsio
Longia: a: Karazan-kazo. Ahitsio
Longo: (Ski) a: Sakaiza, namana. Ahitsio
Longo: a: Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy. ? Sakaiza, havana: Longoko ianao. 1 Ilongoana, filongoana Ahitsio
Longoa: a: Lavaka atao fandrika. - F-p.: Longoa mitoto-bozaka: lavaka, fandrika voasarom-bozaka. Ahitsio
Longoza: a.: Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia ny raviny. Ahitsio
Longy: a: Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy. • Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody toy ny kitsangana na ny Idfolona. ¶ M.h.: Katsomanta, antsetra. Ahitsio
Lonika: ft.: Fahosahosana sy fahaketraketrahana; fahavesabesarana sy fitanondrehana tsy mahazaka loha. - t.i.f.: Alonika 1 milonika. Ahitsio
Lonjehitra: ft.: Fitanondrehan' ny loba noho ny havesatry ny entana manindry. i ti.f.: Alonjehitra, tafalonjehitra 1 milonjebitra, filonjehitra, mpilonjehitra. Ahitsio
Lonjika: ft.: Jer. Lonjitra. Ahitsio
Lonjitra: ft.: Fahosana, faharerahana, fahalemena. - t.i.f.: Milonjitra, filonjitra, mpilonjitra I ilonjerana, filonjerana / lonjilonjitra. Ahitsio
Lonjo: ft.: Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanampy. i tif: Lonjoina,alonjo)milonjo, filonjo, mpilonjo 1 ilonjoana, filonjoana 1 lonjolonjo. Ahitsio
Lonjoina: Alonjo (lonjo) mi ih. (lonjoy, alonjoy): Entina, zakaina samy irery. Ahitsio
Lonjony: a: Fahasosorana tafajanona ao an-tsaina hatramin'ny ela, lolompo, otripo voatahiry. Ahitsio
Lonky: p. t.: Toran'ny hehy. Lonty a: Fotaka. Ahitsio