Simaka | : | a.: Potiny kely avy amin'ny vatabeny: Sima-kazo. 1 p.t.: Nahafahana kely: Simaka ny nifiko. - t.i.f.: Simahina,nasimahana, asimaka, voasimaka, tafasimaka I manasimaka, na manimaka, fanimaka, mpanimaka / animahana, fanimahana / misimaka, fisimaka, mpisimaka 1 isimahana, fisimahana / mahasimaka / simatsimaka.
Ahitsio |
Siman | : | (fr. ciment) na Simenitra (angl. cernent) a.: Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika. 1 h.o.: Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavar10,
Ahitsio |
Simba | : | p.t.: Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io! 1 Levona: Simban'ny havandra ny volin-dry zareo. ? Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario. - t.i.f• : Simbana, asimba, voasimba, sinimba / manimba, faniea, mpanimba / animbana, fanimbana / misimba, fis{mba, mpisimba / isimbana, ftsimbana / mahasimba / simbasimba.
Ahitsio |
Simbana | : | (simba) mt. ih. (simbao): Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, roviti,da, ratraina: Nosimban'7koto ny bokiko. / Nosimban'ny mpangalatra ny voli ay, ? Ovana ho ratsy: Hos~mban'ny naman-dratsy iny z,enakao iny. ~ Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana ne: Tandremo sao simban'ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto rshy. 1 h,o.: Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosim ban 'ny mpiasa tao antrano ilav zanany vous,.
Ahitsio |
Simia | : | (fr.' chimie) a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinikauy toetra amam-pomban'ny zavatra, ny asa amam-piovany vokatry ny fikambanany na fifangaroany.
Ahitsio |
Simony | : | a.: Jar. Somony. Simpona a.: Karazan-gidro.
Ahitsio |
Sina | : | p.t.: Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gifla: Si-na Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Rauao. - t.i.f.: Asina / mahasina. - F.-p,: Maty sina: tsy tsaroana intsony, hadino tanteraka. * Ohab.: Sinn ohatra ny sifotra naian-doha: enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy.
Ahitsio |
Sinambotra | : | (sambotra) mt, ih. misy tsofoka in: Voasambotra, samborina: Bibimora sinambotr'ankizy.
Ahitsio |
Sinanda | : | (sanda) rat. ih. misy tsofoka in: Voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon'ilay vorona,
Ahitsio |
Sinandoka | : | (sandoka) mt, ih. misy tsofoka in: Voasandoka, sandohana, lazaina fa an' ny tena ka alaina: Nosinandony ny lambako.
Ahitsio |
Sinangy | : | (sangy) mt. ih. misy tsofoka in: Voasangy, sangina.
Ahitsio |
Sinaotra | : | (saotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasaotra, isaorana, isarahana (vady): Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa in y.
Ahitsio |
Sinara | : | (sara) mt. ih. misy tsofoka in: Andoavana sarany, hofany vetivety: Efa nosinaranao ve ilay lakana?
Ahitsio |
Sinaraka | : | (saraka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasaraka, sarahina.
Ahitsio |
Sinarika | : | (sarika) mt. ih. misy tsofoka in: Lemena: Olona nosinariky ny aretina.
Ahitsio |
Sinasaka | : | (sasaka) mt. ih, misy tsofoka in: Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany iasan'ny tao atsimo, ny ilany lasan'ny tao avaratra.
Ahitsio |
Sinasatra | : | (sasatra) mt. ih. misy tsofoka in: Sasatry ny, vizaky ny: Sinasatry ny nandeha aho.
Ahitsio |
Sinaso | : | (saso) mt. ih, misy tsofoka in: Voasaso, tambatambazana, kolikolena, saroroina, fitahina amin-kafetsena: Nosinasony teo ilay olona dia nanaiky.
Ahitsio |
Sinasy | : | (sasy) mt. ih. misy tsofoka in: Asiana sasiny: Rehefa avy nosinasy ilay hira, dia indray nandredona azy daholo ny olona nanatrika.
Ahitsio |
Sinatra | : | (setra) mt. ih, misy tsofoka in: Voasetra, setraina, toherina: Nosinetran'ny miaramila tamin-kerimpo ny famelezan'ny fahavalo.
Ahitsio |