Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tsinkara: Mitovy amin'ny Tsikara. Ahitsio
Tsinkasina: a.: Fianjerana mitsimbadfmbadika na mikodiadia. - t.i.f.: Atsinkasina, voatainkasina, tafatsinkasina / manatsinkasina, fanatsinkasina, mpanatsinkasina / anatsinkasinana, fanatsinkasinana / mitsinkasina, fitsinkasina, mpitsinkasina / itsinkasinana, fitsinkasinana / mahatsinkasina I tsinkasinkasina. Ahitsio
Tsinkerankerana: a.: Karazanjozoro kelikely taho. Ahitsio
Tsinombina: a.: Karazam-balala. Ahitsio
Tsinona: f.-P.: Fitenin'ny ankizy entiny milaza antony anaovany zavatra iray:Izahay, tsinona, vonoiny ko! aiza ixahay no tsy mba hamely? Ahitsio
Tsinongo: (tsongo) mt. ih, misy tsofoka in: Voatsongo, tsongoina, terena amin'ny hoho: Notsinongon'i Bozy ny zazakely. Ahitsio
Tsinongonongona: a.: Bongantany avoavo mitsitokotoko. Ahitsio
Tsinontsinona: a. na p.t.: Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanan izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona Andriamanitra. 1 Zavatratsy misy antony, tsy misy fotony: lanao koa taitra amin' ny tsinontsinona. (• pst.: Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin'izay zavatra tsinontsinona. / Olona tsinontsinona no fiheverako an'iny lehilahy iny. Ahitsio
Tsinontsona: (tsontsona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsontsona, voasafosafo: Notsinontsony ilay saka dia natory teo am-pofoany. Ahitsio
Tsinoranorana: a.: Karazan' orandranomasina madinika manjamania avelan'ny onja eny amin'ny fasika ka alain' ny olona. Ahitsio
Tsintsana: p.t.: Manify: Tsintsa-molotra io zaxa io. ? Mailaka, kinga. Ahitsio
Tsintsina: a: Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa. - Kely ohatra ny taintsina: kely dia kely tokoa. * Ohab.: Tsintsindahy mi-tondra vonim-bero ka izay eran'ny vava no entina: enti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. Ahitsio
Tsintsina: a.: Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an'ila. - t.i.f : Tsintsinina, voat sin-t sina I mitsintsina, fitsintsina, mpitsintsina / itsintsinana, fitsintsinana I mahatsintsina. Ahitsio
Tsintsindrana: ft.: Toetran'ny zavatra lava izay mihoatra na manivaka amin'ny namany iray laharana aminy. - t.i.f.: Atsintsindrana, tafatsintsindrana I manatsintsindrana, fanatsintsindrana, mpanatsintsindranal anatsintsindranana, fanatsintsindranana I mahatsintsindrana / t sin tsin d rantsin dr ana. Ahitsio
Tsintsinina: (taintsina) mt. ih. (tsintsino): Aingaina amin' ny tanna an'ila fotsiny: Notsintsininy ny fitafiany dia Jasa niampita ny rano izy. Ahitsio
Tsiny: a.: Fanamelohan'ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon'ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin'ny rainy izy noho ny ditra nataony. 1 Ota, fahotana: Mbola :axa tsy manan-tsiny izy io. 1 Ki-1ema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao, 1 Tsinina, voatsiny I maniny, faniny, mpaninY I aniniana, faniniana. - F.-p.: Manala tsiny: mana-f aka izay mety ho hadisoana. / Manome tsiny: manome adidy, manameloka. 1 Miala tsiny: manala tsiny ny tena, mandio tena. ¶ M.h.: Teny, faniniana, tebaka, tenitra, nenitra, kizaka, kiana, adidy, fanadidiana, safay, fondra), heloka, soketa, lolotramalona, feta, voina, latsa, ngidin-koditra, likiliky, tevidoha, ota fady. — Miala tsiny, miala fondra), miala salohy fito, miala va-va. —Manama tain y, maniny, manenitra, be tenitra, be nenitra, manome adidy, mikizaka, manakiana, manome fondro, mampitondra loza, mampiraingi-keloka, manome soketa, manatsikera, manebaka, mameta, mampangidy hoditra. Ahitsio
Tsiny: a.: Fanamafisana vy amin'ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. - t.i.f.: Tsinfna, voatsiny / maniny, faniny, mpaniny / aniniana, faniniana I mahatsiny. Ahitsio
Tsiofina: (tsioka) mt. ih. (tsiofy): Enti-milaza ny toerana itsofan'ny rivotra. Ahitsio
Tsioka: a.: Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. - t.i.f.: Tsiofina, voatsioka I mitsioka, fitsioka I tsiotsiofina I tsiotsloka I maniotsioka. - F.-p.: An-tsioka: avy amin' ny toerana iavian'ny rivotra; lavitra dia lavitra, any lavitra. J Ankatsio-drivotra: amin'ny toerana talaky rivotra tsara. J Tsio-kanina: mampibohibohy kibo (ilazana indrindra ny vantotr'akoho kely izay mibontsin'ny rivotra ny hodiny amin'ny faritra sasantsasan'ny tenany). Ahitsio
Tsiombiomby: Kilalao misy olona atao solon'omby manoto; kiombiomby. Ahitsio