Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tsipoapoamanga: p.t.: Dongadonga. Ahitsio
Tsipohafoha: Mitovy amin'ny Tsimpohafoha. Ahitsio
Tsipolitra: a.: Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin'ny anantsfnahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron'ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy. * Ohab.: Tahaka ny tsipolitra: antitra vao tia sangy: enti-milaza ny olona efa zokinjokiny ihany nefs mbola manao zavatra na fihetsika tsy antonona ny taonany intsony. Ahitsio
Tsipopontany: a.: Jer. Tsipopotany. Ahitsio
Tsipopotany: p. mt.: Hatramin' ny ela be, fahagolan-tany. Ahitsio
Tsiporetika: p. t.: Tsy milamina sy misaratsaraka, tsy misa, filaharany. - t.i.f. : Mitsiporetika. Tsiporitika a.:Potipoti-javatra; zavatra tsinontsinona. Ahitsio
Tsipotika: a: Potipoti-javatra, sombin-javatra (jer. Potika). i t.i.f.: Tsipotipotika I mitsipotipotika. Ahitsio
Tsipotipotika: (tsipotika) p. mt.: An-tsombintsombiny: Tsy mivarotra entana tsipotipotika intsony izahay izao. Ahitsio
Tsipoy: a.: Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin'ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika. Ahitsio
Tsipozipozy: ft.: Niavian'ny teny hoe: Mitsipozipozy: Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin'izay tsy nisian'ny entana avy ana, ampita izay intsony. Ahitsio
Tsipy: a.: Fandefasan-javatra amin'n? tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana. - t.i.f•: Tsipazana, atsipy, voatsipy, tafatsipy 1 manipy, fanipy, mpanipy 1 anipàzana, fanipàzana 1 mahatsipy 1 tsipitsipy. - F,-p.: Tsipy sandry: jer. Tsipisandry. J Tsipy voavitsy: fandehandehanana tsy misy antony. / Tsipy ahitra: tsy fitandremana. I Tsipy lavaka: jer. Tsipilavaka. / Tsipy tany: mitovy amin'ny tsipy ahitra. J Tsipy vato: fanaovan-tanisa amin'ny vato. Ahitsio
Tsiraidraika: a.: Fidoladola, fitolatola. - t.i.f.: Mitsiraidraika. Ahitsio
Tsiraka: na Tsirat3iraka a.: Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira. - t.i.f.: Mitsiraka, mitsiratsiraka, fitsiraka, fitsiratsiraka. Ahitsio
Tsiraka: a.: Ny fasika eny amorondranomasina, ny moron-dranomasina: Monina any aretsiraka efa ho telo tao-na mahery izy izao. 1 Tanjona. ? Lefona lava zarana amakiana varavarana, - F.-p.: An-tsiraka: amorondranomasna. / Harena antsiraka: fananana any an-tany lavitra izay tsy azo ianteherana. / Vady an-tsiraka: vady tokantranomaso amindehilahy mandranto any anindran-tany any. Ahitsio
Tsirakaraka: p. t.: Misafotofoto, misaritaka. - t.i.f.: Tsirakarakaina, atsirakaraka, voatsirakaraka, tafatsirakaraka I manatsirakaraka, fanatsirakaraka 1 mpanatsirakaraka 1 anatsirakarakàna, fanatsirakarakàna 1 mitsixakaraka, fitsirakaraka 1 mahatsirakaraka. Ahitsio
Tsirakarakaina: (tsirakaraka) mt. ih. (tsirakarakào): Asafotofoto, asaritaka. Ahitsio
Tsirakorako: p.t.: Jer. Tsixakaraka. Ahitsio
Tsirambina: a.: Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina, • p. mis: Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra o-mena azy. - t.i.f.: Mitsirambina, fitsirambina, mpitsirambina 1 tsirambindrambina. Ahitsio
Tsirangaranga: a.: Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa. ~ p. t.: Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin'ny alina noho ny habetsahan'ny mpangalatra. i Li. f.: Mitsirangaranga. Ahitsio
Tsirangorango: Mitovy amin' ny Rangorango. Ahitsio