Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tsirika: a.: Fizahana mba hijery, fanarangaranana. il t.i. f.: Tsirihina, voatsirika, tsinirika 1 mitsirika, fftsixika, mpitsirika 1 itsirihana, fitsi.rihana 1 mampitsirlka 1 mifampitsixika 1 mahatsirika 1 tsiritsirika. Ahitsio
Tsirikarika: a.: Taolana mitrikitriky. ¶ M.h.: Rikarika. Ahitsio
Tsirinteny: a.: Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika. Ahitsio
Tsiririka: a.: Fantsitsftra. • Fivalanana miporiatra. - t.i.f.: Atsirhika, tafatsiririka 1 mitsiririka, fitsiririka, mpitsiririka 1 itsiririhana, fitsiririhana. Ahitsio
Tsiriritina: (tsiriritra) mt. ih. (tsiririto): Irina fatratra ho azo na hohanina: Notsiriritiny aoka izany iiay kilalao tar? amin'ny mpivarotra. Ahitsio
Tsiriritra: ft.: Faniriana fatratra hanana na hihinana. - t.i.f.: Tsirixitina, voatsiriritra, tafatsirhitra 1 mitsiriritra, fitsiriritra, mpitsiriritra 1 itsiriritana, fitsiriritana 1 mampitsiriritra / mahatsiriritra. Ahitsio
Tsiriry: a.: Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany. b: misy ihany koa n'y karazan- javamaniry antsoina hoe Tsiriry. jereo hira: .....tsiriry ahitra hono e tsy mba tsiriry vorona .... Ahitsio
Tsiriry: a. Jar. Raobine Ahitsio
Tsiriry: a.: Karazan'ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian'ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia la-sa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin'ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin'ny soa maharitra. Ahitsio
Tsirivo: a.: Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben'ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin'ny tahon'elo no atao fikasoka; mikaxantsana mafy ny feon'ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin'izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin'ny fiarahan-javamaneno. Ahitsio
Tsiro: a.: Toetran'ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan'ny lela: Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy. - t.i.f.: Manatsixo I matsiro. Ahitsio
Tsirodona: Mitovy amin'ny Rodona. Ahitsio
Tsirofo: p. t.: Tsy lany harena; tsy mandany fahatany. Ahitsio
Tsirokonangatra: a: Karazanjavamaniry fanao fanafody mampivalana sy mampahatsemboka (Cassia). Ahitsio
Tsiroroka: a.: Mitovy amin'ny Tsorofoka. Ahitsio
Tsiry: a.: Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao mise-ho: Tokony hotandremana tsara amin'ny biby ny tsirinjauamaniry. ~ Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro; ny tsirim-pahazaoana. - t.i.f.: Maniry, faniry, mpaniry 1 aniriana, faniriana 1 mitsiry, fitsiry, mpitsiry 1 itsiriana, fitsiriana. ¶ M.h.: Toraka, vazana. Ahitsio
Tsisangisangy: a: Tsilalao fisangisangiana, tsivazivazy. Ahitsio
Tsisy: mt.: Fifintinan'ny teny roa hoe "tsy misy". Ahitsio
Tsitaitaika: a.: Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana. •Fanenon-dakolosy maneno dia miato. ~ Fahatongavana tsy maro miaraka fa tsikelikely, miandalana. - t.i.f.: Atsitaitaika, tafatsitaitaika 1 manatsitaitaika, fanatsitaitaika, mpanatsitaitaika j anatsitaitaihana, fanatsitaitaihana I mitsitaitaika, fitsitaitaika, mpitsitaitaika I itsitaitaihana, fitsitaitaihana 1 mahatsitaitaika. Ahitsio
Tsitakatrankiaka: (Tsm) a.: Karazan'androngo madinika haingam-pandeha izaitsizy. Ahitsio