Litera V

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Volombodimpona: a.: Anarankazo tsars sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be haingo, sokitra, fanaka sarobidy. Ahitsio
Volomisaona: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo faneo rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin'ny ila sofina roa ny vo-Io. Ahitsio
Volomparasy: a. nap.t.: Loko mania mena. Ahitsio
Volona: ft.: Ala nenina atao mba hamerenana ny ain'ny olona efa ho faty. - t.i.f.: Volonina, volombolonina. Ahitsio
Volonamalona: a. na p, t.: Loko mavo maitso somary mainty malefaka. Ahitsio
Volondavenona: a sady p.t.: Loko mania tanora toy ny an'ny lavenona. Ahitsio
Volonina: na Volombolonina (volona) mt. ih.: Ala-nenina mba haverina (afn'olona efa ho faty). Ahitsio
Volonkary: a. na p.t.: Loko mavo mifariparitra. Ahitsio
Volonkotona: a.: Karazan'ahidrano. Ahitsio
Volonondry: a.: Lamba vita amin'ny volon'ny ondry. Ahitsio
Volontany: a.: Ahitra kely. ~ Loko mifandraika amin'nY volon'ny tany. it Fombantany. Ahitsio
Volontera: (fr. volontaire) a.: Miaramila tsy voantso fa nilatsaka an-tsitrapo faha-Ranavalona III, Ahitsio
Volontsomaka: a.: Volo maniry eo ambany saoka na eo ambanin'ny molotra ambany. ΒΆ M:h.: Somotra, Ahitsio
Volony: p.t.: Miendrika ho, tsars ho, miseho ho: Volony hanao marina Rakoto izany! Ahitsio
Volory: (fr. velours) a: Karazan-damba matevintevina misy volony, nefs tsy mitsibolobolo akory fa malambolambo sady mamiratra. Ahitsio
Volosana: (volo) mt. ih. (volosy): Ongotans ny volony: Volbsy haingana io akoho io hatao laoka. Ahitsio
Volosanga: a.: Karazana volo. Ahitsio
Volosy: a.: Karazana volo fanaovana tongobolo. Ahitsio
Volotara: a.: Karazam-bolotsanganu madinika toy ny bararata ary fana() sodina Ahitsio
Volotsangana: a.: Karazana vo-Io madinika fampiasa indrindra hanaovana varivary na valindrihana. Ahitsio