Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Atondro: (tondro) mt, fit. (atondroy): Enti-manondro: Axa ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro. ? Atodika: Aza atondronao at~ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny lutta. Ahitsio
Atongalika: (tongalika) mt. at. (atongaliha): Aforitra (ohatra ny lohalika). Ahitsio
Atongika: (tongika) mt, at.: A-tahitohy, aforitra. Ahitsio
Atongilana: (tongilana) mt at. (atongilàno): Atao mirona fa tsy 'Marina marina tsara: Natongilany ny ',nana ka verY ny ro. Ahitsio
Atongoa: (tongoa) mt, at. (atongoavy): Atao eo ambony. Ahitsio
Atonjina: (tonjina) mt. at. (atonjeno): Ampiraikàna, ampirônana. Ahitsio
Atono: (tono) mt. at. (atonoy): Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ouy ireto fa aza andrahoina. Ahitsio
Atonta: (tonta) mt, at. (atontay): Atao printy: Boky vao natonta ity. 1 Azera: Tandremo sao atontanao ireny loula ireny. ? Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany. Ahitsio
Atontaly: (tontaly) mt, ut, (atontalio): Atao ny fitambarany: Atontalio ny lany rehetra tamin'ny fitsangantsanganana Ahitsio
Atontohitra: (tontohitra) mt, at.: Atao mitohitohy hatrany. Ahitsio
Atontona: (tontona) mt, at. (atontàny): Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny. 1 Adona aminjavatra: Atontona amin'ny voto ny lamba sasana. Ahitsio
Atontosa: (tontosa) mt. fit. (atontosay): Entina manatontosa. Ahitsio
Atony: (tony) mt, at,(atoneo): Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony: Atoneo ny fonao. Ahitsio
Atopatopa: (topatopa) mt. at. (atopatopao): Ahetsiketsika mankatsy mankaroa, avembenan'ny rano: Natopatopan'ny alon-drano ny lakanay. Ahitsio
Atopazo:jereo [topy] : jereo, todiho, alefa any ny fijery. Oh : atopazy manodidina ny masonao dia ho hitanao fa soa ny zavaboahary! Ahitsio
Atopy: (topy) mt. at. (atopazo): Atodika (maso): Atopazo miankandrefana ny masonao fa saha mahafinaritra no ho hitanao. 1 Alefa hiantoraka, atsipy: Lefona no natopiny teny amin'ny fahavalo. Ahitsio
Atoraka: (toraka) mt, at. (atorahy): Enti-milaza ny vato na zavatra hala atsipy mba hahavoa: It? ilay vato natorany ahy. Ahitsio
Atoreo: (toreo) mt, at,: Asaina na avala hitoreo, hanao feo mitaraindraina mampahonena. Ahitsio
Atorevaka: (torevaka) mt, at. (atoreuàho): Avala hitorevaka, hiandry, hidonanaka foana eo. Ahitsio
Atorisika: (torisika) mt, at. (atorisiho): Atao izay hiadiany, amporisihina hiady. Ahitsio