Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Avazana: (vazana) mt. fit. (avazàno); Entina mamazana. Ahitsio
Avazivazy: (vazivazy) mt. fit. (avazivazio): Entina mamazivazy, manao teny kivalavala, tsy manaja. Ahitsio
Avelo: a.: Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian'ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a +velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy. Ahitsio
Avely: (vely) mt, fit. (avelèzo): Entina mamely, mikapoka. Ahitsio
Avembena: (uembena) mt. at.: Arôna mankatsy,aràna mankaroa, ahilangilana. Ahitsio
Avena: (vena) mt. at. (auèno): Arùna,axante, atongilana. Ahitsio
Avendrana: (vendrana) mt. at. (auendràno): Avadika, verahina roa. Ahitsio
Avendrivendry: (vendriuendry) mt. at. (auendrivendrèo): Lalaovina, vazivazina. 1 Arenireny, ariorio. Ahitsio
Avenina: (avina) mt. ih. (aveno): Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay a-sa tadiaviny. Ahitsio
Averavera: (veravera) mt. at, (averauerào): Asaritaka. Ahitsio
Averina: (verina) mt. at. (averèno): Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia • Lazaina indray: Avare-no izay lazaiko. 1 Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana. 1 Asaina miverina: Naverina ilay iraka. 1 Aterina: Tsy mbola nauerin'ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy. 1 Ampodfna: Naueriny ho amin'ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania Ahitsio
Avesatra: (vesatra) mt. fit. (avesàro): Entina mamesatra, mampitondra zavatra betsaka. Ahitsio
Avetraka: (vetraka) mt. at. (avetràho): Atsôtra (tongotra). Ahitsio
Avezatra: (vezatra) mt. at. (auezato): Atao mivezatra na mihataka be ny vavany. Ahitsio
Avezaveza: (vezaveza) mt. at. (auezauezao): Atao tonga mitanatana be. Ahitsio
Avezika: (vezika) mt. at, (avezeho): Asaina mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany. Ahitsio
Avezina: (vezina) mt. at. (avezèno): Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin'ny rivotra miankauia miankauanana ny zozoro. Ahitsio
Avezivezy: (vezivezy) mt. at. (avezivezeo): Entina mandeha etsy sy eroa; atotototo: Avezivezin'ny alon-drano ny tapak'ahitra Ahitsio
Aviavy: (t.v.r.) p. t.: Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno er"y. Ahitsio
Aviavy: a: Karazan-kazo lehibe iray tarika amin'ny amontana, fahita amin'ny vohitra noi.enan'ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy faxa ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan'ny aviavy (Fichus trichopoda). —( Ahitsio