Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Agàna: (gana), mt. fit. (agano): Entina mikapoka, mandaroka. Ahitsio
Agaona: (gaona), mt. at. (agaony): Adona, apaika. Ahitsio
Agararàna: (gararana), mt. at. (agararàno): Atao migararana. mitsororôka, aidina tsy misy fiatoana. Ahitsio
Agararo: (gararo), mt. at. (agararoy): Atao fialana: Ny aretina no nagararony tamin' izy uoampanga ho nangalatra. Ahitsio
Agareboka: (gareboka), mt. at, (agarebohy): Atelina. Ahitsio
Agarera: (garera), mt. at. (agarerao): Atao migarera, migoragora. Ahitsio
Ageboka: (geboka), mt. at. (agebohy): Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok'ilay ratsy iny ny oolako. 1 Lanina, rodarodaina: Nageboky ny zanany ny haren-drainy. Ahitsio
Agedragedra: (gedragedra), mt. at.( agedragedrao): Atao migedragedra, migoragora, miborabora. Ahitsio
Agehy: (gehy), mt. fit. (agehezo): Entina mangehy, mifehy mafy, manery: Ny tady agehy ny entana no tsy misy. Ahitsio
Ageja: (geja), mt, fit. (agejao): Entina mangeja, mandhina, mamia: Mafy izany tananao agejanao ny sandriko izany. Ahitsio
Agenagena: (genagena), mt. fit. (agenagenao): Enti-milaza ny tanana izay itondrana (zavatra) amim-pikojakojana fatratra Ahitsio
Agia: (gis), mt. fit. (agiazo): Entina mamihina mafy amin' ny rantsantanana. Ahitsio
Agidrogidro: (gidrogidro), mt. at. (ag id rog id ro y ) : Adridridridry. Ahitsio
Agigigigy: (gigigigy), mt. at. (agigigigio): Fatorana mafy tsy afa-mikopoka: Vao azo dia nagigigigy ilay mpangalatra rain-dahiny. Ahitsio
Agioka: (gioka), mt. at. (agiohy): (feo) Atao izay haharenesana azy. Ahitsio
Agoagaga: a.: Zavamaniry ampiasaina ho fanafody fanalefahana sy fampitoniana ny hirifirin'aretina (Nymphéa lotus). Ahitsio
Agoago: a. (Jar. Hakohako). Ahitsio
Agoana: (goana), mt, at. (agoany): Vohaina mafy miriadriatra: Nagoanany ny uarauarana fa tezitra auy tany amin' ny nalehany tany izy. Ahitsio
Agogogogo: (gogogogo), mt, at. (agogogogoy): Asaina migogogogo, mitomany mafy. Ahitsio
Agoigoika: (goigoika), nit, at. (aga igoihy): Asaina manao feo sempotsempotra eo ampitomaniana. Ahitsio