Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Agona: (gona), mt. at. (agony): Adona, apoka. Ahitsio
Agorabaka: (gombaka), rat. fit. (agora baho): Entina managorabaka, manao lavaka lehibe. Ahitsio
Agoragora: (goragora), rat. at. (agoragorao): Afatotra malemilemy mora vahana. Ahitsio
Agorampti: (gorampa), rat. fit. (agorampao): Entina manao vikavika. Ahitsio
Agorobaka: (gorobaka), mt. fit. (agorobaho): Entina mandoaka: Anja-by lehibe no nagorobany ny rindrina. Ahitsio
Agorodana: (gorodana), mt. at. (agorodano): Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandeha ny diuay iray tavoahangy. / Agorodano ao an-tsinibe daholo ny rano eran'it? siny Ahitsio
Agororoana: (gororoana), mt. at. (agororoany): Aidina ao anaty fitoeran-drano ka toa mitera-peo manao hoe: "gorogoro"... Ahitsio
Agronoma: (fr. agronome) a.: Manam-pahaizana momba ny agronomia. Ahitsio
Agronomia: (fr. agronomie) a.: Fahalalana ny fomba sY ny fitsipika ary ny lalàna samihafa mametraka ny fambolena ny zavamaniry eo amin' ny tany. Ahitsio
Agy: a.: Anaran-javamaniry malailay. Ahitsio
Ahadrahadra: (hadrahadra), mt at. (ahadrahadrao): Ahetsika amim-piavonavonana. Ahitsio
Ahady: (hady), rat. fit. (ahadio): Entinamihady. Ahitsio
Ahafahafa: (hafahafa), mt. at. (ahafahafao): Ovana. Ahitsio
Ahafatra: (hafatra), mt. at. (ahafaro): Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: 1-zao no hahafatrao azy: asaiuo tonga rahampitso uao ma-raina ixy. Ahitsio
Ahafy: (hafy), mt. at. (ahafio): Asaina mihafy, ampilalina: Aza ahafy eto amin'ny tany tsisy uilona eto ny omby. Ahitsio
Ahahaka: (hahaka), mt. at. (ahahafo): Aparitaka: Aza ahahaka ny uary. ? Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahaka izany uaovao izany. ? Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranouana izy. ? Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakauianay? Ahitsio
Ahahy: (hahy), rat. at. (ahahazo): Apetraka mivelatra amin'ny toerana azon'ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso. Ahitsio
Ahaingo: (haingo), mt. fit. (ahaingoy): Atao haingo, entina hanaingoana: Voninkazo sy zaua-maitso no nahaingo ny trano nampidirana ny mpana m bady. Ahitsio
Ahaino: (haino) mt, at. (ahainoy): Ampihainoina. ? mt. fit.: Entina mihaino, Ahitsio
Ahaitraitra: (haitraitra), mt. at. (ahaitrairo): Mitovy amin'ny haitrairina, hasarotina. Ahitsio