Ajilojilo | : | (jilojilo), mt. at. (ajilojiloy): Atao tonga matsilotsilo, mifilofilo.
Ahitsio |
Ajima | : | a.: Zaza-mahagaga, tsy fahita, toy ny gisa mainty.
Ahitsio |
Ajimandrafia | : | a: Zavatra na biby sampona, izany hoe manan-toetra miavaka tsy toy ny fahita amin'ny karazany; antambo.
Ahitsio |
Ajininika | : | (jininika), mt. at. (aa jininiho): Asaina mandeha mikoriana na mitete tsy misy fiatoana.
Ahitsio |
Ajinja | : | (jinja), mt. fit. (ajinjao): Entina mijinja, mikapa, ma-mira.
Ahitsio |
Ajirika | : | (jirika) mt. fit. (ajiriho): Ampiasaina hividianana entana hakana tombony: Nisambo-bola tamiko izy hajiriny uary.
Ahitsio |
Ajofo | : | (lofai), mt. at. (ajofoy): Aingaina, asamboaravoara, aely: Najofon'ny rivotra ny uovoka ka ditsoka daholo izahay rehetra.
Ahitsio |
Ajojo | : | (jojo), mt. at. (ajojoy): Asosa moramora misononoka.
Ahitsio |
Ajokajoka | : | a: Fiavonana na fiolonolonana; fampisehoantoetra manambony tena. 1 t,i.f.: miajokajoka, fiajokajoka, mpiajokajoka I iajokajohana, fiajokajohana.
Ahitsio |
Ajoko | : | (joko), mt. at. (ajokoy) Aondrikondrika: Lava be Randria ka saika voan'ny bala izy raha tsy naiokony ny lohany.
Ahitsio |
Ajolo | : | (jolo), mt at. (ajoloy): Atao mandroso, mandondona.
Ahitsio |
Ajoloka | : | (joloka), mt. at. (ajolohy): Aiditra ao anatin'ny... Najolony tamin'ilay akanjo ny lohany, fa tsy omby.
Ahitsio |
Ajolonjolona | : | (joloniolona),mt. at. (aiolonjolony): Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: NajolonjolondRabe ter' amin'ny toeran' ny Manampahefana ny zanany, ka naverin'ny mpitandro ny filaminana.
Ahitsio |
Ajomoka | : | (jomoka) mt. at. (ajomohy): Atao tonga jomoka, bonaika tsy miteny firy.
Ahitsio |
Ajongy | : | (jongy), mt. fit. (aiongio): Entina manis? jongy na zaitra amin'ny sisin-damba.
Ahitsio |
Ajonjona | : | (jonjona), mt. at. (ajonjony): Alefa na asaina mandeha mahitsy hatrany, tsy miherikerika tsy miresaka.
Ahitsio |
Ajono | : | (jono), mt. at. na fit. (ajonoy): Atao jonc), entina manangoly: Vola ve no ajononao ahy? Nofy izay ho azonao amin'izany!
Ahitsio |
Ajononoka | : | (jononoka), mt. at. (ajononohy): Akoriana tsy miato.
Ahitsio |
Ajoro | : | (joro), mt. at. (aioroy): Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao. / h.o.: Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay.
Ahitsio |
Ajoy | : | (joy), mt at. (ajoio): A-latsaka tsy miato (ranomaso).
Ahitsio |