Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Alelika: (lelika), mt. fit. (alelefo): Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady. Ahitsio
Aleloia: a: Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin'ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe: Derao i Iaveh. Ahitsio
Alemaka: (lemaka), mt. at. (alemaho): Atao mitovy tantana. Ahitsio
Alemanina: (fr, allemand) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin'ny ady lehibe faharoa tao. • p.t.: Momba an'i Alemaina na an'i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina. Ahitsio
Alentika: (lentika), mt, at. (alenteho): Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo. 1 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany. Ahitsio
Aleo: ... toy izay: Teny entimilaza fampitahana ka ny teny eo aorian'ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken'ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio. • Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso. Ahitsio
Aleokomaty: a.: Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny te-na: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiuerin-dalana intsony. Ahitsio
Aleokomaty: a.: Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum). Ahitsio
Alepaka: (lepaka), mt. at. (alepaho): Aforitra, avaroraka. Ahitsio
Aléria: (lona), mt. at. (alony): Aroboka ao anaty rano: A16 na ao anaty rano ny hoditra vao tsara. 1 Apetraka ela: A-za alôna eia ioatra ao ny hena sao lo. Ahitsio
Aletra: (letra) mt. at. (alero): Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin'izao ao anaty kiraro ny tongotra? ? Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin'ny hidim-barauarana ny fanalahidy. Ahitsio
Aletsy: (letsy), mt. at. (aletseo) Atao miletsy, ahana, aetry: Naletsin'ny mpivarotra ny uidin-jauatra androany. Ahitsio
Alevilevy: (levileuy), mt. fit. (aleuileueo): Enti-milaza ny teny entina mandevilevy mitezitra olona. Ahitsio
Alevina: (levina), ait. at. (aleveno): Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny uary uao mitsiry. l Tany avaratra no naleuina ny fatin' Itompokolahy Ravala. • A-lentika ila ao anaty tany: A-leueno eto it? hazo it? ho famantarana. Ahitsio
Alevona: (leuona), mt. at. (aleuony): Atao levona, lany tsy hita ventiny intsony. Ahitsio
Alevy: (leuy), mt. at. (aleveo): Atao mandevy, ampangotrahina. Ahitsio
Aliika: (loka), mt. at. (alokao): Atsipy, atoraka, alefa. Ahitsio
Alika: a.: Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary la-va vatana kokoa (amin'ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe uouô na mivoub; indraindray izy mivovo na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin'izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin'ny Ntaolo tamin'ny hoe alika sy amboa (fer. Amboa), ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy. 1 h.o.: Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza na Tsy alikan'izay zaza izany!. i Li. f.: alikaina, voalikalika 1 manalika, fanalika, mpanalika ( analikana, fanalikana / mialikalika, fialikalika, mpialikalika / ialikalikana, fialikalikana / mahalikalika / mihalikalika, alikalika. Karatan'alika? Alika mata: enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty it?; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k'it?!: mba te-na mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k'it?! Ahitsio
Alika: na Aliktilika (ity faharoa no fampiasa kokoa) a.: Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina. - t.i.f.: Mialikalika, fialikalika, mpialikalika / ialikalihana, fialikalihana / mahalika - hka. Ahitsio
Alikaina: (alika), mt. ih. (alikao): Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain'ilay mpampiasa azy, ho-no, izy ka tsy maintsy mitory, Ahitsio