Bedena | : | Bedesina (bedy) mt. ih. (bedeo, bedeso): Tenenina maherihery, tezerana: Nobeden-drainy, nobedesin-drainy izy fa nody alma.
Ahitsio |
Bedibedena | : | Bedibedesina (bedibedy) mt. th. (bedibedeo, bedibedeso): Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy an-kiato: Bedibedesin'1-neny foana Ikoto zanak'Inenitoa ha farany nandositra tsy tamana.
Ahitsio |
Bedika | : | a.: Fimonomononana lava, teniteny foana. - t.i.f.: Mibedika, fibedika, mpibedika / ibedehana, fibedehana.
Ahitsio |
Bedohaka | : | a: (mipoaka mafy) Karazam-basy fahiny izay mafy fipoaka aoka izany.
Ahitsio |
Bedy | : | bedibedy a: Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin'it? marary eto anilako ity. • Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin'Ingahy mpampiasa, 1 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin'i Neny. 1 mt. ih.: Tenenina, tezerana: Ho bedin'ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody. - t.i.f.: Bedena na bedesina na bedibedena, voabedy I mibedy, fibedy, mpibedy 1 ibedena, fibedena 1 ibedibedena 1 bedibedesina I mibedibedy, fibedibedy, mpibedibedyfibedibedena,fibedibedena.
Ahitsio |
Befelatanana | : | a.: Karazan-javamaniry be ravina (Medemia nobilia Callerand-Palmiers).
Ahitsio |
Begonia | : | (fr. bégonia) a.: Karazan-javamaniry misy raviny mitapelaka sy voniny maro loko.
Ahitsio |
Behambehana | : | (behana), t.v.r: Mitovy amin'ny Behana.
Ahitsio |
Behana | : | a.: Fisehoana ho lehibe rehefa mijoro na rehefa mandeha. ? Fihetsika toa tsy mamela ny hafa handeha fa... ¶ M. h.: Behambehana. 1 t.i.f.: Abehambehana f manabehambehana,fanabehambehana, mpanabehambehana f anabehambehanana, fanabehambehanana / mibehambehana, fibehambehana, mpibehambehana 1 ibehambehanana, fibehambehanana.
Ahitsio |
Behatoka | : | a.: Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin'ny andron'i Louis XIII sy Char-les X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasika-ra, mitovy amin'ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin'ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany.
Ahitsio |
Behatoka | : | Anarana enti-milaza ny karazan-jvamaniry (vary, paraky...) be taho .
Ahitsio |
Beholafiny | : | a.: Anaran'ny antoko-miaramila nisy vatandehilahy arivo tamin'ny tafika fahiny. / Mpitana beholafiny: manamboninahitra niandraikitra beholafiny.
Ahitsio |
Bekaraoka | : | (Skl) a: Zavamaniry fanaovana famalanana mahery dia mahery.
Ahitsio |
Bekira | : | a.: Karazam-parakY la-va kiran-dravina (Necotiana tabacum L. Solanées).
Ahitsio |
Bekotromaroholatra | : | a.: Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra.
Ahitsio |
Belaka | : | p. t.: Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io. • Misokatra tsara, baribary (maso). - t.i.f.: Mibelaka / ibelahana, fibelahana / mahabelaka.
Ahitsio |
Belakara | : | a.: Karazam-basy fahiny.
Ahitsio |
Belakarivo | : | (Ski) a: Karazan-javamaniry (Mirabilis Jalapa L, Hyctaginacées).
Ahitsio |
Belanjana | : | a.: Anarana ilazana ny papango amin'ilay izy manapaka ny lalan'ny mpandeha iny.
Ahitsio |
Belza | : | (fr. Belge) a.: Ny Urane-na tompon-tany any amin' ny tanin'i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heuerina amin'ny hakelin'ny taniny ny Belza. 1 p.t.: Momba an'i Belzika na an'i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin'ny mponina belza.
Ahitsio |