Litera b

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Boliaka: Jer. Bolia. Ahitsio
Bolidaozera: (Angl.-Am, : bulldozer) a.: Fiasana goafbe enti-milna ampiasaina mba hampikoy tany. Ahitsio
Bolidy: a.: Fialana, fandosirana tsy hanao adidy; fiporitsahana, fihatahana. - t.i.f.: Abolidy tafabolidy / mibolidy, fibolidy, mpibolidy / ibolidiana, fibolidiana / bolidilidy. Ahitsio
Boliky: (Skl) a.: Ody heverina ho mitondra olona ho ao amin'ny toerana nahaverezan' ny zavatra tadiavina. Ahitsio
Bolila: a.: Fibolisarana kely, fikororosiana amin'ny tany malama, saingy kelikely ihany. • H. o.: Filefana, fiporitsahana. ¶ M. h.: Bolaly, bolasitra, bolisatra. - t.i.f.: Abolila, tafabolila f manabolila, fanabolila, mpanabolila f anabolilana, f anabolilana / mibolila, fibolila, mpibolila 1 ibollana, fibolilana f bolilalila. Ahitsio
Bolila: Mitovy heuitra amin' ny Bolaly. Ahitsio
Bolisatra: a: Fikorisan'ny tongotra tsy mahafahatra noho ny tany malama. ¶ M. h.: Bolasitra, bolaly. - t.i.f.: Bolisarana, abolisatra, tafabolisatra J mibolisatra, fibolisatra, mpibolisatra J ibolisarana, fibolisarana J mahabolisatra l bolisadisatra. Ahitsio
Bolitika: p. a.: Jer. Bilitika. Ahitsio
Bolivianina: (fr. Bolivien) a.: Ny firenena tompon-tant' any amin'ny tanin'i Bolivia (Amerika atsimo): Vitry nt' Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery keiy monta. • p.t.: Momba an'i Bolivia, an'i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobimbolafotsy no foto-karena bolivianina. Ahitsio
Bolobolo: a.: Fisaritahan'ny volo, na bozaka na fako misavoritaka. ? Volomalemin' ny vorona. - t.i.f.: Mibolobolo, fibolobolo. Ahitsio
Bolofotra: a: Fisesin'ny setroka na vovoka mitora-jofo. 4 t.i.f.: Mibolofotra. Ahitsio
Boloky: a.: Anaram-borona mitovy amin'ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra nt' fitenin'ny olona. * Ohab.: Bolokilahy homamboantseva: fy ny atsy, mamy ny aroa: enti-milaza ny olona sady mifankahazo amin' ny atsy no mifankahazo amin'ny aroa. ¶ M. h.: Manao sotrobe lava tango; mahay atsy , mahay aroa. Ahitsio
Boloky: a.: Gadra famaizana ny olon-dratsY fahizaY, izay natao amin'ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery. -( Ahitsio
Bolozy: (fr. blouse) a.: Akanjo fotsy lava atao arom-pitafiana eo am-panaovan-draharaha. `a - Sintom.bolozy: Tomba fanidianavozon'akanjo na pataloa amin'ny kofehy voazaitra ao anatin'ny si-sin 'akanj o. Ahitsio
Bomba: a.: Mitovy hevitra amin'ny Omba. - t.i.f.: Mambomba, fun-bomba, mpambomba. Ahitsio
Bomba: a.: Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja. Ahitsio
Bombo: (Ski) a: Aretin-jaza mitohana. Ahitsio
Bona: a.: Fofon-jabora na me-naira. - Maimbo bona: miss fofo-menaka ratsY. Ahitsio
Bonabona: a: Fivontosana toa mizihijihitra nefa mihodrahocha, malemilemy. - t.i.f.: Mibonabona, fibonabona Jibonabonana,fibonabonana. Ahitsio
Bonaika: p. t.: Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin'ny namana na hipelipelika any am-pianarana. - t.i.f.: Mibonaika, fibonaikaJibonehana,fibonehana. Ahitsio