Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fafana: a : Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin'ny andro taloha : Nasiana menaka kely aloha ny fa-fana, isaky ny anoratana, dia norarahana uouoka. Ahitsio
Fafana: o. : Fofona manitra mamerovero mandraraka eran'ny toerana izay. - t.i.f. : Mamafana, famafana / amafanana. Ahitsio
Fafatra: Fihasimban'ny Fatratra : (jar. it?). Ahitsio
Fafazana: (fafY) mt. pdr. (fafuzo) : Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan'anana apariaka amin'ny tany mba haniry : Hofafazako uary ity tany itS'. ? Asiana : Nofafazany tehamoina ny zanany. Ahitsio
Fafirano: a.: Tsodrano. Ahitsio
Fafy: a. : Fampielezana na fanaparitahana zavatra toy ny voa madinika, na fasika, na rano : Fafy fasika re izao nafitsokY ny fahaualo izao! 1 Fanapariahana voam-bary na voan' anana amin'ny tanana eo an-taninketsa ka na tanfmboly efa voavoatra, mba haniry : Efa oito fafy ny ketsa no tonga izy. - t.i.f. : Fafazana, afafy, voafafy / mamafy, famafy, mpamafy 1 amafazana, famafazana / mifafy, fifafy, mpifafy / ifafazana, fifafazana / mahafafy. - F.-p, : Fafy ra, fafy rano : Famafazana amin'ny olona ram-biby natao sorona na rano tsotra mba hatao tsodrano. / Fafy katrana : Enti-milaza ny voam-bary afafy a-min' izao fa tsy mba naliina mialoha. / Fafy forona : enti-milaza famafazana befahatany fotsiny. Ahitsio
Fagakaizana: (sakaiza) a : Fakana ho sakaiza. Ahitsio
Faha: p.mt. : Fony, tamin'ny andron'i...: Noenjehina ni) Kristianina Paha Ranavalona reniny. Ahitsio
Faha-: Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa : mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana : Fahadimy, fahasiuy ambin'ny folo / mba hilazana isan-drefy : Fahatelo, hono, ny halalin' it? rano it?; / Lamba antsasa-pahadimy; / mba hilazana vanin'andro : Lasa tamin' ny Fahavalon'ny uolana nankany Fianarantsoa izy. Ahitsio
Fahadimy: p.l. : Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra. Ahitsio
Fahafahana: a. : Toetran'ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin'ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony. Ahitsio
Fahafatesana: (faty) a. : Fialan' ny aina : Tsy fantatra ny andro hahatongavan'ny fahafatesana. Ahitsio
Fahafiry: (firy) p.mt. : EntimanontanY laharana : Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin'ilay hazakazak ' aotomobilina farany teo ? ? Entimilaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin'ny... : Tsy fahafirin'ny olo-mahay eto amin'ny Nosy ianao fa aza mie boebo toy izao. Ahitsio
Fahafito: (fito) p.l. : Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina. Ahitsio
Fahafolo: (folo) p.l. : Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahasivy. Ahitsio
Fahagagana: (gaga) a. : Zavatra mahavariana ny sain, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsaranY na ny habeny : Ny fanasitranana tampoka dia anisan'ny fahagagana sarotra hazavaina. Ahitsio
Fahagola: Fahagolan-tany P. mt. : Taloha efa lasa ela be : Tsy fantatra izay nonina tamin'itony tan), itony fahagola. ¶ M.h. : Fahiny. Ahitsio
Fahaizana: (hay) a. : Zavatra hay, fantatra : Olona be fahaizana, hono, iny touolahy iny. ? Fahalalana voafototra ary axa-tsaina mikasika zavatra iray : Ny fahaizana momba ny marika. ? Fahafahana manao zavatra : Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra. ? Hakingana : Nampiseho fahaizana lehibe izy ta-min' izany raharaha izany. ? Fitambaran' ny fahalala.na takatry ny sain'ny olombelona mikasika ny zavaboarY, ny lalàna mifehy ny zavaboarY, ans., izay hitan'ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan'ny taranak' olombelona handroso hatrany : Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an'Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon'Andriamanitra ihany no dinihinY sy fakafakainy. - F. p. : Fari-pahaizana : ny fahaizana tratra. / Filazampahaizana : TaratasY manambara ny toe-pahaizana ananana, Ahitsio
Fahakambotiana: (kamboty) a. : Toetran'ny zaza kamboty : Anisan'ny zavatra tokony hampangoraka antsika ny fahakambotiana. Ahitsio
Fahakirana: (kirana) a.: Harikivy : Tsy aneran'ny fahakiran' it? voankazo it9 izany. Ahitsio