Famoivoizana | : | (uoiuoy) a. : Fandefasana mankatsy mankaroa; fampivezivezena.
Ahitsio |
Famoivoy | : | (voivoy) a. : Fomba entina mamoivoy, mandefa mankatsy mankaroa. 1 p.t. : Azo avoivoy.
Ahitsio |
Famoizana | : | (foy) a. : Fahavakisana vay, famoahana nana.
Ahitsio |
Famoizana | : | (foy) a. : Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony. ? Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: It? lambarnena it9 no Tara famoizana an' Itompokolahy. ? Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin 'ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay,
Ahitsio |
Famokaikena | : | (vokaiky) ketronana; fionkinana, fiforetana, fileferana.
Ahitsio |
Famokaiky | : | (uokaiky) a : Fomba na toetran'ny olona mamokaiky, miforitra, mionkina.
Ahitsio |
Famokarana | : | (uokatra) a. : Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana.
Ahitsio |
Famokarana | : | (fokatra) a. : Fihadiana : Amin'ny mitsidika andro ny famokarana ny razana. ? H.o. : Famohazana, famelomana indray : Tsy i-laina ny famokarana ny lasa.
Ahitsio |
Famokatra | : | (uokatra) a : Fomba entina mamokatra, manome na mampitombo vokatra.
Ahitsio |
Famokisana | : | (voky) a. : Fanomezana sakafo betsaka : Ha-tao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto f 1 Famporisihana, fitarihana, fambosiana : Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny uahoaka toy itony.
Ahitsio |
Famokohana | : | (vokoka) a : Fampanjokoana; fanjokoana, fiforetana.
Ahitsio |
Famokoka | : | (vokoka) a. Fomba entina mamokoka na toetran' ny zavatra mamokoka.
Ahitsio |
Famoky | : | (voky) a. : Fomba entina mamoky, manome sakafo betsaka, mambosy. ? p. t. : Azo vokisana.
Ahitsio |
Famolahana | : | (folaka) a. : Fanapahana zavatra fa tsy tangarana; fampanekena; fanazarana ny biby ho mora entina, faim oretana.
Ahitsio |
Famolaina | : | a. : Tsato-kazo entina manitsy na andanjana ny zavatra haorina.
Ahitsio |
Famolavola | : | (volavola) o. : Fomba entina mamolavola, manao boribory ohatra ny volavola, mikarakara, manolokolo.
Ahitsio |
Famolavolana | : | (volavola) a : Fanaovana (zavatra) ho boribory tahaka ny volavola. ? : Fikarakarana izay hahatanteraka (zavatra iray) :
Ahitsio |
Famolavolana hevitra | : | Fanamboarana amim-pitandremana : Famolauoiana lalàna.
Ahitsio |
Famolesana | : | (foly) a. : Fanamboarana ny vohavohan-dandy na landihazo ho kofehy, ho tady kely azo tenomina.
Ahitsio |
Famolimbolena | : | (volimbolina) a. : Fanaovana ho volimbolina.
Ahitsio |