Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fivarotana: (varotra) a.: Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana:llana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory. ~ Toerana anaovana varotra:ltsy andrefana itsy ny fivarotan'i d adatoa. Ahitsio
Fivarotra: (varotra) a.: Fomba entina mivarotra, izany hoe manakalo vola ny zavatra. Ahitsio
Fivarozahana: (varozaka) a.: Fikiraviravezana, fikirazorazoana. Ahitsio
Fivasavasa: (vasauasn) a.: Toetran'ny olona mivasavasa, izany hoe miteny lava tsy misy antony. Ahitsio
Fivasavasana: (vasavosa) a.: Fitenenana lava tsy misy antony. Ahitsio
Fivatra: (vatra) a.: Toetran'ny olona mivatra, izany hoe misy dian-kapoka na diam-patorana, mivanditra azon'ny famelezana. Ahitsio
Fivatravatra: (vatravatra) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivatravatra, izany hoe mahery fiavy. Ahitsio
Fivatravatrana: na Fivatravatra (uatravatra) a..: Faherezampiavy: Tsy anerany izany fivatravatran'ny orana izany. 1 H.o.: Tsy am-pivatrouatrona akory no angatahan-jaoatra fa amin-kamorano, Ahitsio
Fivatsavatsa: (vatsavatsa) o.: Toetran'ny olona mivatsavatsa, izany hoe mipentsompentsona, mitaria. Ahitsio
Fivatsavatsana: (uatsavatso) a,: Fipentsompentsonana, fftariĆ vana, Ahitsio
Fivatsiana: (oatay) a.: Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina. 1 Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr'izao fivatsiona fiadiana ixao? Ahitsio
Fivatsy: (vatsy) a.: Fomba entina mivatsy na mitondra sakafo entina hivahiny. Ahitsio
Fivava: (vaua) a.: Toetran'ny zavatra mivava, izany hoe mitriatra; fitsefaka na fitresaka: Tsy mampatoky ahy ny fivauan'itq rindrina ity, Ahitsio
Fivavahana: (vavaka) a.: Fana-juta sy fanompoana an'Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivauahana amin'ny sampy. 1 Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan'ny fanajana amam-panompnana an'Andriamanitra: Ny fivavahana Kristionina. / Ny fiuauahana silamo. ? Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an'Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka:Manao fivauahana hariva, fivavahana atora-po. Ahitsio
Fivavaka: (vavaka) o.: Fomba entina mivavaka: Samy hafa ny fivauaky ny Silamo sy ny Kristianina. Ahitsio
Fivaviana: (vavy) a.: Organa amin'ny tenan'ny olombelona amantarana ny maha-vavy. Ahitsio
Fivazavaza: (uazavaza) a.: Fomban'ny olona mivazavaza, izany hoe miantsoantso mafy, mikiakiaka, matetika mari-pahatezerana. Ahitsio
Fivazavazana: (uazavaza) a.: Fiantsoantsoana mafy; fikiakiahana. Ahitsio
Fivazina: (uazina) a.: Toetran' ny olona mivazina, izany hoe kimavon'ny vovoka, tsy sy hajany. Ahitsio
Fivazinana: (uazina) a,: Faharevoana amin'ny zavatra iraY ka tsy mahatandro ny voninahiny intsony. Ahitsio