Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fomena: (omena) p.t.: Omena matetika: Voatamenaka no fomena ny zaza misy kankana. Ahitsio
Fompotra: a,: Karazan'arintany avy amin'ny zavamaniry nilevina an-taonany maro tao anaty tany ka nanarina nanjary mainty ary mora mirehitra; ataon'ny olona fandoroana biriky ny fompotra. ? Afom-pompotra: a-fo atao amin'ny fompotra mba handoroana tafo, biriky, / Fompo-tany: fompotra mitsiratsiraka. / Fompotra hazo: hazo na rantsankazo nilevina ela tao anaty tany ka nanarina. Ahitsio
Fompotra: p.t.: Lany indray mifaoka, tapitra, majifa indray mihelatra. - t.i.f.: Afompotra / manafompotra / anafomporana, fanafomporana. Ahitsio
Fona: a.: Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka. - t.i.f.: Mifona, fifona, mpifona 1 ifonana, fifonana. Ahitsio
Fona: a.: Fialan'ny nifin'ny ankizy hisolo ny tena maharitra. - t.i.f.: Mifona. Ahitsio
Fona: a.: Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona. Ahitsio
Fonahana: (fonaka) mt. ih. (fonaho): Trotrahina. Ahitsio
Fonaka: a.: Fofon'aina mibosesika any an'orona, fierotra mafy. - t.i.f.: Mifonaka 1 ifonahana, fifonahana. Ahitsio
Fonaka: Fonaponaka p. t.: Trotraka, vizana, malemilemy. i t. f.: Fonahana / mamonaponaka / amonaponahana, famonponhana. Ahitsio
Fondrana: a,: Vodin'ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin'ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty, - t.i.f.: Fondranina,afondrana,voafondrana / mamondrana, famondrana, mpamondrana 1 amondranana, famondranana / mahafondrana. * F.-p.: Lany fatotra amampondrana: lany hatramin'ny zavatra bitika nefs ilaina indrindra. Ahitsio
Fondranina: na Fondranana (fondrana) mt. ih. (fondra-no): Lokoana, tentenana. Ahitsio
Fondro: a.: Tsiny, fanakianana avy amin'olona, hadisoana: Miala tsiny miala fondre'. * F.-p.: Manlsy fondro: maniny, manome tsinY, manadidy. / Manala fondro: manala tsiny. / Afa-pondro: afa-tsinY. Ahitsio
Fondrofondro: a.: Fangatahana mafy, fitalahoana. ¶ M.h,: Ambezo, tampesona. 1 Mifondrofondro, fifondrofondro, mpifondrofondro 1 ifondrofondroana, fifondrofondroana. Ahitsio
Fonenana: (onina) a.: Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin'ny toerana iray, ~ Trano na tanna onenana, fpetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra. Ahitsio
Fonetana: (fonitra) p.t.: Fohy vaventy, boribory matombina, matanjaka. Ahitsio
Fongana: p.t.: Tsy misy tavela, raya, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay. ¶ M.h.: Tsy misy miangana, tapitra, majifa, mafafa. ? Lany nolanina, lasa daholo. - t.i.f.: Fonganana na fonganina, afongana, voafongan, nofinongana 1 mamongana manafongana, famongana, mpamongana 1 amonganana, famonganana I mahafongana. Ahitsio
Fonganana: (fongana) mt. ih. (fongano, fongany): Ravan tanteraka tsy misy avala miangana; lanina; taperina. Ahitsio
Fongarina: na Fongatina (fongatra) mt. ih, (fongary na fongaty): Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina eto amin' ity toerona itY. (• Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany. ? Tsahivina indraY, nefa efa navalon'ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha.., Ahitsio
Fongatra: ft.: Enti-milaza fiha- diana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra miafina. é Fongarina na fongatina, voafongatra ( mamongatra, famongatra, mpamongatxa / amongarana, famongarana j mifongatra, fifongatm, mpifongatrâ I ifongarana, fifongarana / mahafongatra. Ahitsio
Fongo: a.: Fijanonana ao ampandriana mirakotxa tsara. Afongo, tafafongo ( mifongo, fifongo, mpifongo ) ifongoana, fifongoana. Ahitsio