Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanajarihana: (jarika) a. : Fampijoroana ela miandry. Ahitsio
Fanajarika: (jarika) a : Fomba entina manajarika, mampijoro ela miandry, Ahitsio
Fanajary: (hajary) a. : Fomba entina manajary, mamboatra; mamitram-pihavanana; manala. ? p. t. : Azo amboarina; azo avitrana. Ahitsio
Fanajedahana: (jedaka) a. : Famonoana ho faty. Ahitsio
Fanajedaka: (jedaka) a. : Fomba entina manaiedaka, ma-mono ho faty. • Azo ajedaka, tokony hajedaka : Fanajedaka ny olon-dratsy tahaka ireny. Ahitsio
Fanajobo: (jobo) a. : Fomba entina manajobo, manamamo. Ahitsio
Fanajoboana: (jobo) a. : Fanamamoana. Ahitsio
Fanajorobohana: (joroboka)a: Fanasokana na fandentehana ao anaty rano, famarinana ao anaty rano tsy hipoitra. Ahitsio
Fanajoroboka: (joroboka) a : Fomba entina manajoroboka, mandentika ao anaty rano, mamarina ao anaty rano tsy hipoitra. Ahitsio
Fanaka: a. : Anarana iiazana freo zavatra ilaina na ampiasaina fomban'ny tokantrano, toy ny seza, faraf ara... - F,-p, : Fanaka malemy : enti-milaza ny vehfvavy. Ahitsio
Fanakà: (akà) a. : Fomba anal-na manakà na mody tsy mahatala, manantsafa, mananihany. Ahitsio
Fanakady: (kady) a : Fomba entina manakady, marnera-ka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay tany ijoroany na matetika koa enti-miaro ilay tany )Fanakadiana a.: Fananganana kady, fiarovana. Ahitsio
Fanakaiky: (akaiky) a Fomba entina manakajky,l p, t. : Azo akekezfna : Tsy fanakaiky ny olona toy ireny. Ahitsio
Fanakainkona: (kainkona) a. : Fomba entina manakainkona, mampifintina. Ahitsio
Fanakainkonana: (kainkona) o.: FamPifintinana. Ahitsio
Fanakaiza: (sakaiza) a. : Fomba entina manakafza na ma-ka ho sakaiza. Ahitsio
Fanakaka: (kaka) a. : Fomba entina manakaka na manisy kaka. Ahitsio
Fanakakana: (kaka) a : Fana-siffla kaka. Ahitsio
Fanakalo: (takalo) a : Fomba entina manakalo, ~ p.t. : A-zo atakalo : Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy ton y. Ahitsio
Fanakalozana: (takalo) o. : Fanoloana : Nisy fanakalozana sambobelona tamin'ny tafika roa tonta. •Fanoloana ho vola madinika : Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana. Ahitsio