Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanaketrahana: (ketraka) a Fanagedragedrana : Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika ! ~ Fanalefahana : Fanafody fanaketrahan-kozatra it9. ? Fanakiviana : Mazàna no fanaketrohana ny herimpo ny tsy fahombiazana miverimberina. Ahitsio
Fanaketraka: (ketraka) a Fomba entina manaketraka, managedragedra; manalefaka, mampitony. Ahitsio
Fanaketrona: (ketrona) a. Fomba entina manaketrona, manisy ketrona. Ahitsio
Fanaketronana: (ketrona) a. Fanasiana ketrona na lefiravina amin'ny akanjo, fanaovana izay hampikainkona zavatra. Ahitsio
Fanakezahana: (kezaka) a : Fampanifisana. Ahitsio
Fanakezaka: (kezaka) a : Fomba entina manakezaka, mampanifY. Ahitsio
Fanakiahana: (kiako) a. : Fandrangotana, fanendahan-koditra; fanoritana kely aminjavatra maranitra. Ahitsio
Fanakiaka: (kiako) a.: Fomba entina manakiaka, manoritra kely amin-java-maranitra, mandrangotra. Ahitsio
Fanakiana: (kiana) o. : Fomba entina manakiana, manome tsiny. Ahitsio
Fanakianana: (kiany) a : Fanomezan-tsiny, faniniana, fanadidiana. Ahitsio
Fanakibo: (kibo) a. : Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika. ~ p.t. : Azo kibokiboina, kitikitihina : Tsy fanakibo, hono, ny zozo %,raha mbola kely loatra. Ahitsio
Fanakifihana: (kifika) a : Fanilihana, fanifihana. Ahitsio
Fanakifika: (kifika) a. : Fomba entina manakifika, manilika, manifika. Ahitsio
Fanakiho: (kiho) a. : Fomba entina manakiho, mamely amin'ny Idho. Ahitsio
Fanakihoana: (kiho) a, : Famelezana amin'ny kiho, famelezana don-kiho. Ahitsio
Fanakikisana: (hiky) a. : Fikaohana, fanfhisana; fihinanana, fikepohana ny fananan'ny sasanY. Ahitsio
Fanakiky: (kiky) a : Fomba entina manakiky, mikaoka, manihy; mihinana, mikepoka ny fananan'ny sasany. Ahitsio
Fanakila: (kilo) a. : Fomba enti-mandoro, hahamay. Ahitsio
Fanakilana: (kilo) a. : Fandoroana, fitonoana. Ahitsio
Fanakilrana: (kibo) a : Fanitikitihana. Ahitsio