Litera h

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Hosorana: (hosotra) mt.ih. (hosory): Lalorina na tavonana menaka: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? /loko, vernia...: Hosory ver-nia ny fanakao fa hangilohilo / fotaka: Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / savon y: Hosory savony tsara ny lamba... • Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy. Ahitsio
Hosy: a.: Fanitsahana amin'nY tongotra. ? h.o.: Fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan'olona. - t.i.f : Hosena, ahosy, voahosy I manosy, fanosy, mpanosy 1 anosena, fanosena 1 mihosy, fihosy, mpihosy I ihosena, fihosena / mampihosy / mahahosy 1 hosihosy. - F.-p.: Lambo mandia hosy: ilazanany "mpanaraka e-fa" ka ny vitan'ny sasany ihany indray no ataony. / Manao hosy voanjo: manitsakitsaka tsy misy rirany, fa dia atao amin'izay tiana. Ahitsio
Hota: a.: Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon'ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza ri t.i.f: Hotaina, voahota / mihota, fihota, mpihota / ihotana, fihotana 1 hotahota I manotahota. - F.-p•: Manapa-kota: mampiato ny fisakafoan'olona izay mbola eo am-pihinanana. ( Aza fady, tompoko, fa manapa-kota: teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka han-dao olona mbola eo am-pisakafoana. Ahitsio
Hotaina: (hota) mt. ih. (hotao): Atao hota, tsakotsakoina dia aloa. Ahitsio
Hotakotaka: a.: Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran'ny tanàna tamin'ny fisamborana ilay lehiben'ny mpiodina - t.i.f.: Tafahotahotaka / mihotakotaka, filrotakotaka, mpihotakotaka 1 ihotakotahana , fihotakotahana I mangotakotaka. Ahitsio
Hôtana: a: Fahatairana mahazo ny saina ka mampivara• hontsana na mampientan-ka- Ho faliana. - t.i.f: Mihotana j hotankotana. Ahitsio
Hotankotana: a: Tabataba, fahatairana, fihotankotana. Ahitsio
Hotika: sy Hotikotika p.t.: Ro-vitra, triatra, potipotika. Jer. Kotika. - t.i.f.: Hotikotehina, voahotikotika / manotikotika, fanotikotika, mpanotikotika j anotikotehana, fanotikotehana 1 mangotikotika. Ahitsio
Hotikotehina: (hotikotika) mt ih. (hotikoteho): Rovidrovitina, potipotehina, rirodrirotina: Nohotikotehin'ny sasany ny akanjony. / Toy ny hotikotehin-javatra ny kiboko. Ahitsio
Hoto: a.: Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. - t.i.f.: Hotoina, voahoto / mihoto, fihoto, mpihoto / i• hotoana, fihotoana 1 mahahoto. Ahitsio
Hoto: a. Hotohoto p.t.: Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako. 1 Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin'ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono. 1 t,if: Hotoina, voahoto 1 manotohoto, fanotohoto j mpanotohoto / anotohotoana, fanotohotoana / mahahotohoto. Ahitsio
Hoto: a: Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana 1oaka na vaky: Manentsin-tsambo amin'ny hoto. Ahitsio
Hotoina: Hotohotoina (hoto, hotohoto) mt. ih. (hotoy, hotohotoy): Rotidrotehina, potipotehina. Ahitsio
Hotoina: (hoto) mt. ih. (hotoy): Roahina: Hotoy ireo akoho ireo, ry Koto al Ahitsio
Hotrahina: p.t: Matavy misy ketrona mivalombalona: Hotrahina er? ny kibon'ilay Rangahy ir?. Ahitsio
Hotraka: a: Ny ketrona mivalombalona eo ambanin'ny kibomalemy. - t.i.f.: Hotrahina 1 manotraka / fanotrahana 1 manotrakotraka. - F.-p.: Tsy manotraka zary, tsy manotraka firy: mangatsia-po, tsivinitra, boina. Ahitsio
Hotraka: ft.: Fahamay, fandevy, fivaivay. - t.i.f.: Mangotraka, fangotraka, mpangotraka 1 angotrahana, fangotrahana 1 hotrakotraka. Ahitsio
Hotro: a.: Karama. - t.i.f: Mihotro, fihotro, mpihotro / ihotroana, fihotroana. - F.-p.: Mila hotro: mikarama, mitady karama, mitady asa. Ahitsio
Hotsahana: (hotsaka) mt. ih. (hotsahy): Vontosana rano. Ahitsio
Hotsaka: a.: Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin'ny hotsaka. ? p. t : Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony. • Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany ma-non to b. - t.i.f.: Hotsahana, ahotsaka, voahotsaka 1 mihotsaka, fihotsaka J ihotsahana, fihotsahana 1 mahahotsaka 1 hotsakotsaka. Ahitsio