Litera k

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Kibota: p.t.: Sady fohy no ma• tavy malemilemy. Ahitsio
Kibotabota: p.t.: Enti-milaza zazakely dongadonga, botrabotra. Ahitsio
Kibotabota: p.t.: Enti-milaza zavatra fasian-drano (tavoahangy na voatavo) fohifohy vaventiventy. Ahitsio
Kibotaina: (kibo) p.t.: Be kibo, mibontana be ny kibony. Ahitsio
Kibotry: (t.tr.) a.: Nongonongon-tany. Ahitsio
Kida: (fit.-p.) a: Anarana iantsoan'ny faritany maro ny akondro. Ahitsio
Kidanodanoka: p.t.: Enti-milaza ny ankizy mamindra malako, midoladola. - t.i.f.: Mikidanodanoka I ikidanodanohana, fikidanodanohana. Ahitsio
Kidaondaona: a: Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon'ny amponga 1 h.o.: Hasahiana m iho a- pamp ana amin'ny fitenenana, fidaondaom-bava. Ahitsio
Kidara: a: Kibo be tsy mety feno. Ahitsio
kidedika:p.t miambakavaka; Ahitsio
Kidedra: a: Zavamanenon'ankizy (tanala) vita amin'ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velesina amin'ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika. Ahitsio
Kidiadiamborona: na Kidiadiavorona a: Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin'ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin'ny hariva, ataon'ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (oxalis repens). Ahitsio
Kidiarana: Jer. Kodiarana. Ahitsio
Kidimy an'ila: a: Randram-bolo betsileo miendrik'akondro dimy amin'ny ilany, ary toy izany koa amin'ny an-kilany. Ahitsio
Kidingy: Kidingidingy, Kidingodingo a: Fianjerana, ary rehefa avy eo fikodiadiavana; fahapotrahana midaboka ary dia mikororosy. é tif: Akidingy, voakidingy, tafakidfngy 1 manakidingid'mgy, fanakldingidingy, mpanakidingidingy 1 anakidingidingiana, fanakidingidingiana I mikidingidingy, fikidingidingy, mpikidingidingy 1 ikid'mgidinglana, fikidingidinglana. Ahitsio
Kidobodobony: a.: Ilay taviny ivelany amin'ny takorobabon'ny vorontsiloza. Ahitsio
Kidobony: a: Day jabora ao amin'ny tratran'ny vorontsiloza. Ahitsio
Kidodo: (Btl) a: Dihy malaza indrindra amin'ny Betsileo, izay sady mampiseho fahakingan-tongotra no ahitana fahamailahan-tanana koa. Ahitsio
Kidombaramita: a.: Ny faon' ny ampongalahy na ny amponga tany isaky ny fivelezana. Ahitsio
Kidona: Kodona (Btl) a: Arabe migodana mamaky ny vhitra 1Tetezan-kazo nakambankambana mampitohy morona roa, - t.i.f: Mikidona, fikodona. Ahitsio