Litera k

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Kobodila: (Ski) a: Fahandroana katsaka miaraka amin'ny amp ombony. Ahitsio
Koboka: Jer. Hoboka. Koboka a: Jer. Angongo. Ahitsio
Kobona: a: Firakofana ny te-na manontolo hatrany amin' ny loba, tsy ho azon'ny rivotra na ny hatsiaka; salobona. 1 t.if.: Kobonina, akobona, voakobona, tafakobona 1 manakobona, fanakobona, mpanakobona 1 anakobonana, fanakobonana 1 mikobona, fikobona, mpikobona likobonana, fikobonana / mahakobona / kobonkobona. Ahitsio
Kobonina: (kobona) mt.ih. (kobony): Rakofana amimyitandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita ? h.o.: Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela na-nimba ny sain y. Ahitsio
Koboribory: Jer. Kiboribory. Kobotabota:Jer. Kibotabota Kodada, Kodadaka a: Fitene- nana haingana mifangaro no-ho ny fihetseham-po ka mi-la tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika. i tif: Kodadaina, kodadahfna, akodadaka / mikodadaka, fikodadaka, mpikodadaka / ikodadahana, fikodadahana / mahakodada f kodadadadaka. Ahitsio
Kodadaina: na, Kodadahina (kodada, kodadaka) mt. ih. (kodadao, kodadahy): Tenenin a haingana mifangaro. Ahitsio
Kodana: p. t.: Midadasika ary makadiry, malalaka (toerana na lalana) (Jar. Godana). i t.i.f : Mikodàna, fikodàna, mpikodàna / kodanadana. Ahitsio
Kodedena: Kodedehina (kodedy, kodedika) mt. ih. (kodedeo, kodedeho): Tenenina miboredika: Tsy azoko ny teniny satria kodedehiny daholo ny teny lazainy. Ahitsio
Kodedy: Kodedika p.t.: Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro. - t.i.f.: Kodedena, kodedehina f mikodedy, mikodedika, fikodedy, fikodedika, mpikodedika / ikodedehana, fikodedehana 1 kodedidedika. Ahitsio
Kodia: a.: Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Fiiokan'ny ankizy ny kodia kely. / Kodia vato no anaran'ny vato atao amin'ny vauahadim-bohitra • Kodiarana. • Fivarinana amin'ny ara-tsaina na ara-piainana. - t.i.f : Kodiavana, akodia, voakodia, tafakodia J manakodia, fanakodia, mpanakodia / anakodiavana, fanakodiavana / mikodia, fikodia, mpikodia / ikodiavana, fikodiavana I mahakodia I kodiadia / mikodiadia. - F.-p.: Kodia vato: hidimbavahadin'ny tanàna, izay akodia no fanidiana azy rehefa amin'ny alina na raha tonga handroba ny fahavalo. f Manao kodia uery tsihy: manao mosalahy mamery tena ¶ M.h.: Mitono tena, manao vy very, maneha-doza, manao anjolofo, mankaha-doza, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy. f Atao kodia very tsihy: enti-milaza olon a iniana ariana mba h ahazoana izay tadiavina. JMikodia ohatra ny omby mandry: mandry na matory fotsiny amin'izao tsy mirakotra. Ahitsio
Kodiakely: a.: Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin'ny enina ny lafiny enina, ka anaovana la-lao na loka. ¶ M.h.: Taikely. Ahitsio
Kodiarana: a.: Kodia afaka mil hodinkodina andehanan'ny bisikileta, kalesy na fiara. Ahitsio
Kodiavana: (kodia) mtih. (kodiavo): Ianjeran-javatra mikodia: Nokodiauan'ny vato ny tranony ka potika Ahitsio
Kodikody: a.: Biby mitovy amin'ny trambo. Ahitsio
Kodingy: Kodingo a.: Fianjerana na fidabohana arahina fikodiadiavana, fionganana. - t.i.f.: Akodingy, voakodingy, tafakodingy / manakod'nrgy, fanakodingy, mpanakodingy 1 anakodingiana, fanakodingiana f mikodingy, fikodingy, mpikodingy / ikodingiana, fikodingiana / mahakodingy f kodingidingy. Ahitsio
Kodoboka: Jer. Doboka. Ahitsio
Kododohina: (kododoka) mt. ih. (kododohy): Atao haingana. 1 Asaina manao haingana, dodonana, dodosana: Aza kododohinao aho fa vita ratsy eo ny raharaha Ahitsio
Kododoka: a.: Hadodonana, hamaikana, hamaimaizana. 6 t.i.f.: Kododohina / manakododoka, fanakododoka, mpanakododoka / anakododohana, fanakododohana / mikododoka, fikododoka, mpikododoka / ikododohana / mahakododoka / kododododoka. Ahitsio
Kododona: p.t.: Maika, dodo-na, maimay. Ahitsio
Kodradraka: Jer. Dradraka. Ahitsio