Litera l

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Lontsomaka: (tsomaka) a.: Fandrika, fandri-borona. Ahitsio
Lony: na Lonilony ft.: Fahasosotsosorana. - t.i.f.: Alonilony 1 malonilony 1 halony, halonilony. Ahitsio
Lopa: (t.tr.) a: Olon-tiana. ? p. t.: 15ana, mahafatifaty. Ahitsio
Lopilopina: Alopilopy (lopy) mt. ih. (lopilopio, alopilopio):Atao tonga mipen drampendrana. Ahitsio
Lopilopy: ft.: Fipipizan'nyma• so, fipendrampendran'nY hazavana; toetran'ny hazavana tsy mazava tsara i tif: Lopilopina, alopilopy 1 milopilopy, filopilopy , mpilopilopy 1 ilopilopiana, filopiloplana 1 mahalopilopy 1 tsilopilopy. Ahitsio
Lopingo: (Ski) a.: Volombodimpona mainty. Ahitsio
Lopondo: (Ski) a: Tehin-dakana. Ahitsio
Lopotra: a: Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. o F.-p.: Lopotra tenany: enti-milaza ny lamba lopotra tsy misy fangarony. / Lopotra landihazo: lamba landihazo ny tenany ary volonondry ny fahany. / Lopotra landy: lamba ny antsasany landy, ny antsasany volonondry. / Lopotra rongony: lamba rongony ny tenany ary volonondry ny fahany. / Galona sy lopotra: enti-milaza zavatra roa mifanaraka, mifanentana tsara ny endrika amam-bikany. Ahitsio
Lopy: na Lompy a: Volomason'ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina. Ahitsio
Lorana: (lotra) mt.ih. (lory): Doroana ary alana (volombiby vonoina). l,ositra a sady p.t.: Fitsoahana, filefana, fandehanana an-tsokosoko. 1 tif: Mandositra, fandositra, mpandositra f andosirana, fandosirana. Ahitsio
Loso: a: Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin'ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban'ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha). Ahitsio
Loso: (Ski) a: Zavatra boribory lavalava: Losom-by. Ahitsio
Losony: a.: Soro-kena. Ahitsio
Lotaka: a.: Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy e-fa mohaka ? (t.tn): Nofomboankazo. Ahitsio
Lotaka: a: Masitika fanditiana ny saron'alambika, natao ta min'ny ravfm-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin'ny lavenona na vovoka na tain'omby. Ahitsio
Loteria: (fr. loterie) a: Fisarihana nomerao an-tsapaka, ka izay karatra mitondra nomerao mifanandrify amin'ny nomerao voasarika no mahazo loka, vola na zavatra. Ahitsio
Loteriana: a: Sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran'i Lotera. Ahitsio
Lotika: p. t.: Malemy ho ]o sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika. ~ h.o.: Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy. i ti.f.: Milotika, filotika 1 mahalotika / lotldotika. Ahitsio
Loto: a: Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irae bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra. ~ Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin'ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin'ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary. 1 Aretinkibo mahavoa tampoka. - t.i.f.: Mandolo. - F-p.: Mandolo ny andro: enti-milaza ny andro manjombona, maizimaizina. /Lolo mamoha angatra: ilazana ny zava-dratsy mbola mitera-ka ratsiratsy indray kokoa noho izy. Ahitsio
Loto: a: Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra. 1 Pentina, tasy: Rakotry ny loto it? lobakao. *Tay fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton'Ikoto! - t.i.f.: Lotoina, voaloto / mandoto, fandoto, mpandoto / andotoana, fandotoana 1 mahaloto / lotoloto / maloto / halotoana, fahalotoana. Ahitsio