Litera m

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mamery: (very) mt.p. (mamereza): Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka:Namery azy mianakauy ilay volan' olona tsy voaloany. ~ Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira! Ahitsio
Mamesana: (fesana) mt.p. (mamesàna): Manisy fesana, manisy katapilasy. Ahitsio
Mamesatra: na Manavesatra (vesatra) mt.p. (mamesara, manavesàra): Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana. ~ Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny uahoaka fa mety hahasorena azy izany. 1 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao. Ahitsio
Mameta: (feta) mt p. (mametà): Manentsina amin'ny. feta. ~ Manisy, manimba. Ahitsio
Mameta: (veta) mt.p. (mametà): Manazimba, manatsizarizary: Aza mameta ny fahamendrehan'ny sasany toy i-zoo re ianao e! • Mandoto, man oso-potaka, manala baraka. • Enti-milaza ny rano tongahatreny am-poto-pe rehefa mita rano. Ahitsio
Mametafeta: (fatal mt p.: Mamotsipotsika fotaka voadity tsars. Ahitsio
Mametafeta: (feta) mt.p. (marne ta fe tà): Mamotsipotsika, mamondimpondY. Ahitsio
Mametaka: (fetaka) mt. p. (mametaha): Manisy, mandraikitra: Nametaka tehamaina andRabe izy. Ahitsio
Mametaka: (petaka) mt. p. (mametaha): Man dity, man draikitra amin'ny dity: Mametaka petadrindrina. Ahitsio
Mametaka: (fetaka) mt.p. (mametaha): Manisy, man draikitra. • Mandoto, mandity, man draikitra amin'ny dity: Marne taka pe tadrindrina Ahitsio
Mametra: (fetra) mt.p.: Manoritra, mamaritra Ahitsio
Mametraka: (petraka) mt.p. (marne traha) : Manao main' ny toerana anankiray:Mametraka boky eo ambony latabatra. 1 Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin'ny banky. 1 Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto. 1 Mana-la, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana.- 1 Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny uadiny. Ahitsio
Mametraka: Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? ¶ M.h.: Manao tokoa, manao dia manao, mimaso, tsy mivandy, tsy manamohamo, tsy mihambahamba, mikatroka, somokotra, jenitra, miala nenina, miady fo, miotrikotrika, mimokitra, ma-mono masoandro,.. jar. Lofo. Ahitsio
Mametrika: (fetrika) mt.p. (marrretreha): Mamely totohondry. Ahitsio
Mametsaka: (fetsaka) mt.p. (ma-me tsaha): Manjera, mandrodana. ? Mampiavosa. 1 Mikopaka, mamely. Ahitsio
Mametsaka: Manapetsaka (fetsaka) mt.p. (mametsaha, manapetsaha): Mamonto, mainpangeniheny. Ahitsio
Mametsapetsa: (petsa) mt.p. (mametsapetsà): Mamonto rano, mahabe fotaka, manaboboka, manakotsa, mahaditsaka, mampangeniheny. Ahitsio
Mametsivetsy: mt. s.: Mitovy amin'ny Mametsovetso. Ahitsio
Mametsovetso: na Mivetsovetso (uetsovetso) mt.p. (mametsouetsôa, mivetsouetsôa): Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mametsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana er? ny saiko. Ahitsio
Mametsy: (fetsy) mt.p. (marnetse): Mamitaka. ? Maka zavatr'olona. Ahitsio