Litera n

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Ngerona: p.t.: Mainty maloto: Ngerona ery izany tanan'ity zaza ity izany ka tokony hosasana. - t.i.f.: Ngeronina, angerona, voangerona 1 manangerona, fanangerona, mpanan•--• gerona / anangeronana, fanangeronana / mahangerona f ngerongerona. Ahitsio
Ngeronina: (ngerona) mt. ih. (ngerony): Lotoina: Nongeronin'iza indray àry ity latabatra ity? Ahitsio
Ngetroka: p. t.: Maintin'ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany. ? h.o.: Manankarem-be: Irenyl olona ngetroka ireny. - t.i.f.: Hangetroka, fahangetroka. Ahitsio
Ngeza: na Ngezabe p, t.: Sady lehibe no lava, lehibe dia lehibe: Trano ngezabe. - t.i.f.: Hangeza, fahangeza, hangezana, fahangezana. Ahitsio
Ngidy: a.: Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin'ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin'ny kininina nohaniko tete. 1 h.o.: Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin'ny fiai-nana. - t.i.f : Mangidy 1 angidiana, fangidiana / mampangidy I ngidingidy 1 hangidy. • F.-p.: Ngidin-koditra: toetra ratsy anananamahatonga ny tena tsy ho tian'ny mpiara-monina, ny tany ama-monina. Ahitsio
Ngila: p.t.: Mitovy amin'ny Gila. Ahitsio
Ngilo: p.t.: Mainty somary mangirangirana, mamiratra, ohatra ny kiraro verinia mainty. - t.i.f.: Ngiloina, angilo, voangilo / manangilo, fanangilo, mpanangilo J anangiloana, tanangiloana / mahangilo / ngilongilo / hangilo. Ahitsio
Ngiloina: (ngilo) mt. ih. (ngiloy): Atao tongangilo. Ahitsio
Nginamba: p. mt.: Angamba. Ahitsio
Ngirina: na Ngiri-maso p.t.: Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka. - t.i.f,: Fahangfxina, hangirina. ¶ M. h:: Hirohiro. Ahitsio
Ngita: p.t.: Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika. - t.i.f.: Ngitaina, voangita I manangita, fanangita, mpanangita / anangitana, fanangitana / mahangita / ngitangita 1 hangita, fahangita, hangitana, fahangitana. Ahitsio
Ngitaina: (agita) mt. ih. (ngitao): Atao tonga ngita. Ahitsio
Ngitangita: p. t.: Olioly, toa misy fivalombalonany; tsara tarehy: Zazavavy ngitangita endrika izay i Soa. Ahitsio
Ngitrika: na Mingitrika p.t. (f t. m.): Miepoka tsy mianatra na miasa. Ahitsio
Ngizina: p. t.: Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin'ny teny hoe mainty: Mainty ngizina. - t.i.f : Ngizinina, voangizina 1 manangizina, fanangizina, mpanangizina 1 anangizinana, fanangizinana I mahangizina / ngizingizina. Ahitsio
Ngizinina: (ngizina) mt ih. (ngizino): Atao tonga ngizina. Ahitsio
Ngodona: a.: NY feo mirohondrohon'ny fandeha, ny famindra, ngadona. 1 t.if.: Angodona, ngodonina / mingodona, fingodona, mpingodona / ingodonana, fingodonana / mahangodona/ngodongodona. -* Fiten.: Ny tenin'andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin'ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany. Ahitsio
Ngodonina: (ngodona) mt. ih. (ngodony): Ampanenoina mafy amin'ny firohondrohon'ny fandeha. Ahitsio
Ngolingoly: p.t.: Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny te-na. • h.o.: Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly er? izy nahare ilay feon-kira fanaon'izy ireo niaraka fahiny. Ahitsio
Ngoly: p.t.: Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. - t.i.f.: Ngolingoly, mahangolingoly, fahangoly. Ahitsio