Litera t

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tsitakonala: (Btl) a.: Omby ranjanana, avo dia. Ahitsio
Tsitakonala: a.: Anaran-kafa ilazana ny fisisika. Ahitsio
Tsitapitapitrizay: p. mt: Vetivety foana taorian'izay, poa toy izay, tsielaela taorlan'izay. Ahitsio
Tsitapitapy: Heno mahalankalana (jar. Tapitapy). Ahitsio
Tsitelotelo: p. mt.: Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo. Ahitsio
Tsitialainga: a.: Lefona vola, be lela nentin'ny irak'Andriana taloha ho vavolombelon'ny fahefany handray olona voampanga. Ahitsio
Tsitiamainty: a.: Hazo nampiasain'ny mpimasy hahatonga ho tsy tia sy ho leony tanteraka. Ahitsio
Tsitiamoty: a.: Karazan-javamaniry (Triumfetta rhomboidea). Ahitsio
Tsitiarangy: a.: Anaran-damba na akanjo taloha. Ahitsio
Tsitika: ft.: Henjana, miridiridy. 1 t, i.f, : Atsitika, tafatsitika 1 mitsitika, fitsitika, mpitsitika / itsitihana, fitsitihana 1 mahatsitika 1 tsititsitika. Ahitsio
Tsitindry: (Tsm) a.: Hazo lehibe izay mamoa voa fihinana mitovitovy tsiro amin'ny voanjo. Ahitsio
Tsitoavina: a: Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan'ny landy ny raviny. Ahitsio
Tsitointoina: p. mt.: Sandra, sendrasendra tsy nampoizina akory: Tsitointoina no nifanenako taminy. Ahitsio
Tsitokantokana: Jer. Tokana. Ahitsio
Tsitokantokana: Mitsitokantokana p. mt.: Mandeha tairairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana (na mitsitokantokana) ny vauolombeiona tamin'ny famotorana. Ahitsio
Tsitokotoko: Jar. Toko. i t,i.f.: Mitsitokotoko. Ahitsio
Tsitokotoko: Mitsitokotoko p, mt.: Hita ho mitsinjarazara ho antontany ombieny ombieny. Ahitsio
Tsitoly: (Ski) a.: Rivotra mafy avy atsinanana. Ahitsio
Tsitondroina: a,: Ody napetraky ny mpampiady ombalahy tamin'ny ombiny mba hampahery azy. 1 Anarana no-mena ny vatolampy sasantsasany izay tsy sahy notondroina fa noheverina ho misy lolo na angatra. Ahitsio
Tsitonga: p. i.: Fito (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin'ny folo) (ier. Ingisa). Ahitsio