Vely | : | a.: Fikapohana, famonoana amin'ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta — Vely uary, i t.Lf.: Velezina, avely, ainely, voavely, vinely / mamely, famely, mpamely / amelezana, famelezana / mifamely / mively, fively, mpively / ivelezana, fivelezana 1 mahavely / velively. - F.-p.: Vely rano na velirano: fianianana.
Ahitsio |
Vembena | : | (vena) a.: Firondronana, fihilangilanana. * t.Lf.: Mivembena, fivembena, mpivembena.
Ahitsio |
Vena | : | (fr. veine) a.: Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin'ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an'ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy.
Ahitsio |
Vena | : | ft.: Rona, fihilanana, firaikana, * t.i.f.: Avena, voavena / mi-vans, fivena, mpivena I vembena / avembena, voavembena, tafavembena / mivembena, fivembena, mpivembena / ivembenana, fivembenana / mahavembena.
Ahitsio |
Venavena | : | a.: Toetran'ny zavatra, toy ny fery na lavaka, misokatra makadiry, mitanatana. • Toetran'olona miraikiraiky, mitahontahona. - t.i.f.: Mamenavena, famenavena / mivenavena, fivenavena, mpivenavena I ivenavenana, fivenavenana / mangovenavena,
Ahitsio |
Vendrana | : | p.t.: Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibondreniny io zaza io. • Adaladala, tay mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra ataol - t.i.f.: Vendranina, avendrana, voavendrana j mamendrana, famendrana, mpamendrana I amendranana, famendranana I mivendrana, fivendrana I mahavendrana / vendrambendrana / mamendrambendrana.
Ahitsio |
Vendrana | : | a.: Karazana hazandrano.
Ahitsio |
Vendranina | : | (vendrana) mt. ih. (vendrano): (maso) Sokafana avadika mba hanalana tapak' ahitra sendra nahaditsoka. • Verahina roa (ohatra ny akoho vonoina).
Ahitsio |
Vendrivendry | : | a.: Firenirenena, • Hadalana, haketrenana. • Tsy fanasiana antony, filalaovana, famazivaziana. • Fahajemben'ny maso tarafin' ny hazavana ka mipendrampendrana. - t.i.f.: Avendrivendry, voavendrivendry, tafavendrivendry / mamendrivendry, famendrivendry, mpamendrivendry / amendrivendrena, famendrivendrena / mivendrivendry, fivendrivendry, mpivendrivendry / ivendrivendrena, fivendrivendrena I mahavendrivendry.
Ahitsio |
Venezoelianina | : | (fr. vénézuelien) a. : Ny firenena tompontany any Venezoela (Amerika ataimo). ? p.t.: Momba an'i Venezoela, an'i Venezoela na avy any Venezoela: Ny Espaniola no teny tenenin'ny mponina venezoelian(na.
Ahitsio |
Ventesina | : | (venty) mt. fh. (c'en-tain): (hira, fivavahana) Tarihina: Venteso ny fivavahana.
Ahitsio |
Ventiny | : | a.: Enti-milaza zavatra vongany fa tsy ranony.
Ahitsio |
Venty | : | a.: Fototry ny isa. • 1024 Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato. • Fo topototra: Holazaiko anao ny ventin'ny lahateny nataony fa henoy tsara dry. *Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely oza, t' Fitarihana hira. - t.i.f.: Ventesina, voaventy j miventy, fiventy, mpiventy I iventesana, fiventesana / mahaventy. - Ventin-teny: fototry ny teny na ny lahateny.
Ahitsio |
Venty | : | a.: Anaram-bola malagasy ampahenin'ny ariary ny sandany na iralmbilanja; latsaka voamen: 0,80Fr ary miditra amin'lreto anarambola manaraka ireto: lasiuenty (ilavoamena sy venty: OFr9O);uentlsikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs).
Ahitsio |
Veoveoka | : | a.: Anarana karazam-borona.
Ahitsio |
Verahina | : | (veraka) mt. ih. (veraho): Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina, • Loarana ny tsinafny: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana. • Velarina: Veraho ny entanao hosavana. • Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponon.
Ahitsio |
Veraka | : | a: Toetran'ny zavatra misaratsaraka, mitriatra na vaky; famborahana. - t.i.f.: Verahina, voaveraka / mameraka, fameraka, mpameraka / amerahana, famerahana / miveraka, fiveraka / iverahana, fiverahana / mahaveraka j veraberaka.
Ahitsio |
Veravera | : | a.: Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina. • Fivaroradrorahan'ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana. • Toetran'ny olona mivozavoza, mitahontahona. i t.if.: Veraveraina, averavera, voaveravera / mameravera, fameravera, mpameravera 1 ameraveràna, fameraveràna j miveravera, fiveravera, mpiveravera / iveraveràna, fiveraveràna j mahaveravera.
Ahitsio |
Veraveraina | : | (veravera) mt, ih. (veraverdo): Saratsarahina, tsikerakeraina.
Ahitsio |
Verezina | : | (very) mt, ih. (verezo): Arian tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin'ny vola tsy vaky lzy, / Verezin-jo. • Lamina amin'ny tsinontsinona, amin'ny tsy antony: Nouerezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko!
Ahitsio |