Litera v

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Vizanina: (viiana) mt. ih. (uizano): Sasarana, atao izay hahavizana. Ahitsio
Vizatina: (vizatra) mt.ih. (vizato): Tenenina amin'ny feo miriadriatra. Ahitsio
Vizatra: a.: Fiteny miriadriatra, miaraka amin'ny endrika mifandrirodrirotra. { Vizatina 1 mamiza- VOâ tra, famizatra, mpamizatra ( amizatana, famizatana 1 mivizatra, fivizatra, mpivizatra 1 ivizatana, fivizatana j mahavizatra 1 vizabizatra. Ahitsio
Vizaviza: a.: Fitenenana manao tsinontsinona, maniratsira; vingavinga. - t.i.f.: Vizavizaina, avizaviza, voavizaviza 1 mamizaviza, famizaviza, mpamizaviza 1 amizavizana, famizavizana 1 mahavizaviza. Ahitsio
Vizavizaina: (uizaviza) mt.ih. (uizauizào): Fanaovana tsinontsinona; vingavingaina: Aza vizavizaina ny olona tsy mitovy aminao. Ahitsio
Vo-: Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (ratait), vozihitra (zihitra). Ahitsio
Voa: mt. ih.: Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy. 1 Azo: Voan'ny sery aho ixany. / Simba, voaloto...: Voan'ny fotaka ny akanjoko. 1 Iharam-p ahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko. 1 Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa ter?. / Voa tamin'ny varotra nataoko a-ho. 1 Resy: Voan-dRakoto izy tamin'ny fifaninanana. 1 Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin'ny fanadinana. - t.i.f.: Mahavoa 1 fahavoazana !voavoa, ¶ M.h.: Tratra, midradraka, mikidradraka, mibabaka, miboiboy. — Voa daholo, lany ringana, lany ripaka, lany tamingana, tsy nisY niangana, lambarn-bary, raraka ompana. Ahitsio
Voa: a.: Organa kely boribory ao anatin'ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa hrdray mitovy karazana amin'ilay niaviany: Nividy uoan-daisoa izy hamboleny. 1 Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaioboka, (• Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile, i t. f f, : Mamoa, famoa, mpamoa ( amoazana, famoazana. Ahitsio
Voa: a.: Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay if oronan'ny fivalanandrano avy amin'ny fandiovany ny ra amin'ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin'ny lalana nalehany. ~ ? F.-p.: Voankena: ny voan' ny omby, izay be mpifady. / Milo voa tsy ary (izay soratana teny iray koa matetika: 'boatsiary"): mitady zavatra tsy azo atao. Ahitsio
Voa-: Tovona fanaovana mt, ih. milaza vokatra efa azo: Voauory, voateny, (Marihina fa tahaka ny amin'ireo tovona rehetra vaninteny ma, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin'ny voa eo alohan'ny ft. manomboka amin'ny a: Voarina (fa tsy voaarina) — (ampitahao amin'ny tafarina, maharina). Ahitsio
Voabona: a.: Anaran-javamaniry. Ahitsio
Voadiadia: p.t.: Efa nihinanana (fiteny amin'ny sakafo, vary sy laoka efa nihinanana, ka tsy sahy aroso homena ny vahiny intsonY)• Ahitsio
Voady: a.: Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irfna: Manefa ny voady nataony Baba. • Fianianana na fanomezan-toky eo imason'ny solontenan'ny E-g1izY: Manao voadin'ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny reii)iozy, i Mivoady, fivoady, mpivoady / ivoadiana, fivoadiana ( mahavoady j voadivoady I mivoadivoady. ¶ M.h.: Dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara. Ahitsio
Voafadina: mt. ih.: Alànabaràka. Ahitsio
Voafady: p. t.: Afa-baraka, very hasina. Ahitsio
Voafikitra: (fikitra) mt. ih,: Voatana mafy: Voafikitro ilay hazo teo amoron-drano, fa raha tsy izany, lasan'ny rano tany aho. Ahitsio
Voafora: (fora) mt. ih.: Nesorina ny nofo manarona ny lohan'ny filahian'ny ankizilahy kely. ¶ M.h.: Voadidy foitra, nodidiam-poitra, voasikina, nosikinana, voatsongo, notsongoina, voalehilahy, afa-trosa, vita hasoavana. Ahitsio
Voafotsy: a: Voankazo avy a~ min'ny hazo kely maniry; fanao fisotro mahasalama ny raviny raha ampangotrahina (Btl): fandramana; Skl: Kirandrambiavy), Ahitsio
Voahangibe: na Hangibe a.: Karazana voasary be somary marimarikivy. Ahitsio
Voahanginandriana: a.: Karazam•boahangy menamena volo. Ahitsio