Litera v

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Vonona: p.t.: Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vononkiady ny firenena, 1 Voaomana, vita, voamboatra: E-fa vonona ny sakafo. / t.Lf.: Vononina, voavonona / mamonona, famonona, mpamonona / amononana, famononana / mivonona, fivonona 1 ivononana, fivononana / mahavonona / vonombonona. - F,-p.: Mamantam-bonona: tsy misahirana na misasatra manangona fa vao tonga dia mahita izay ilaina. ¶ M,h,: Mivonona, miomana, misikina, miatrana, manatxika Ahitsio
Vononina: (vonona) mt, ih. (vonony): Atao vonona, omanina, amboarina mialoha: 104 Vonony ny vatsy fa hanainga isika rahampitso maraina. Ahitsio
Vonono: (v-on-ono) mt, ih. misy sisika on: Voavono, taperina ny aina, vonoina: Bibiiava vonono: tsy tongotra hitsipaka, tsy tahana handrangotra, fa Andriamanitra no andrasana (Ohab.): Entimilaza ny fisian'ny tody, na koa ny fombàn'Andriamanitra an'ireo malemy sy osa, izay tsy manan-kanoherana ireo mpanao tsindry hazo le-na na kely tsy mba mamindro. Ahitsio
Vonosotry: a.: Fomba fitsapana ny tangena amin'ny akohokely mba hampisehoana fa ny tangena dia mpitsara mahay: akohokely roa no alain' ny mpanozondoha ka ampisotrojny tangena efa tokoaviny mialoha avy, ka ilay voalohany tokoaviny ho faty dia maty; ilay faharoa kosa, tokoaviny ho velona dia velona (araks ny filazan'ny tantara, dia nisy fomba miafina namonoan'ilay mpanozondoha ilay akohokely voalohany, fa tsy ny herin'ny tangena akory no mahafaty azy). Ahitsio
Vontaka: (Ski) a.: Hazo hita any an'ala fametrahana toho- tan tely. Ahitsio
Vontangina: a.: Fivontosana, fibontsinana i tif:: Mamontangina / mivontangina, fivontangina. Ahitsio
Vontendro: Jer. Vona. Ahitsio
Vontirika: a.: Toetran'ny maso mivandravandra be toa hivoaka ny taola-maso. - t.i.f.: Avontirika, voavontirika / mamontirjka, faznontkika, mpamontirika / mivontirika, fivontirika I mahavontirika. Ahitsio
Vonto: p.t.: Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony. ~ Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany. ? h. o.: Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony. / Vonton'alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany. / Vonton'ny fitiavana an'Andriamanitra. ? Fano tanteraka: Rano vonton-tsiramamy. / Vonton'ny fampianaran'i Mao izy. ~ Lao, boboka: Vonton'ny anatrao aho fa aoka izay. ~ Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy. 1 t. if.: Vontosana, avonto, voavonto I mainonto, famonto, mpamonto / aniontosana, famontosana I mivonto, fivonto 1 ivontosana, fivontosana 1 mahavonto. Ahitsio
Vontona: sy Vontony a: Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak'andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany — vontony — vodiny: Vonton'ajahamady. - t.i.f.: Mamontona. - F.-p.: Vontom-bintana: ny andro faharoa entin'ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany — vontony —vodiny. / Vontom-pahavaratra: ny afovoany na antenatenan'ny fahavaratra fotoana mahabe oxana. / Vonton-ketsa: eo am-paharevoana indrindra amin'ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany. Ahitsio
Vontosana: (vonto) mt. ih. (vontosy): Atao tantera-drano, bobo-drano: Vontosy rano ity lamba ity. ? Hosorana manontolo: Vontosy menaka ny lamosiko. Ahitsio
Vontsira: a.: Karazam-biby mitovitovy amin'ny fosa. 1 A-naxana laharan-tsikidy iray. Ahitsio
Vony: Voniny a: Ilay bokony mena mavokely amin'ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga vonin• kazo; fanja, 6 t.Lf: Mamony, famony, mpamony / amoniana, famoniana. Ahitsio
Vony: Vonivony p.t.: Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak'atody. Ahitsio
Vorahina: (voraka) mt,ih, (voraho): Vahana. 1 Aboraka. 1 Aseho. Ahitsio
Voraikiny: a.: Sorok'omby. Ahitsio
Voraingina: Mitovy amin'ny Boraingina. Ahitsio
Voraka: p.t.: Boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko. ~ Miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka. • a.: Famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina. - t.i.f.: Vorahina, voavoraka / mamoraka, famoraka, mpamoraka / amorahana, famorahana / mivoraka, fivoraka, mpivoraka / ivorahana, fivorahana / mahavoraka I voraboraka. Ahitsio
Voravora: p. t,: Borabora, ketraka, goragora, gorera. • Mitaraikiraiky, veravera. - t.i.f.: Voravoraina, avoravora, voavoravora / mamoravora, famoravora, mpamoravora I amoravorana, famoravorana I mivoravora, fivo-Iavora / ivoravorana, fivoravorana 1 mahavoravora. Ahitsio
Voravoraina: (voravora) mt. ih, (voravorao): Asafotofoto, asavorovoro. Ahitsio