Litera z

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Zevona: (Btm) a.: Volotsangana mbola tanora, mbola tsy miondri-doha. Ahitsio
Zezehana: na Zezefana (zezika) mt. pdr. (zezeho, zezefo): Asiana, velesina, darofana: Nozezehany ny kanonta ilay mpangalatra ka raha tsy ankona tsy nahahetsika tsy navelany. Ahitsio
Zezika: a.: Zavatra manomboka ho lo na namboarina axapomba simika afangaro amin'ny tany na alafika azy mba ho sakafon'ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany: Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto. ~ Famelezana amim-bono, fikapohana mafy. ~ p.t.: Be dia be, izaitratra. ii t.i.f.: Zezehena, zezefana, azezika, voazezika, tafazezika / manjezika, fanjezika, mpanjezika 1 anjezehana, fanjezehana / mizezika, fizezika, mpizezika I izezehana, fizezehana / mahazezika. Ahitsio
Zidina: a.: Fijoroana mahitsy tsy mlhetsika, - t.i.f.: Azidina, tafazidina 1 mizidina, fizidina, mpizidina 1 izidinana, fizidinana / mahazidina / zidinjidina. Ahitsio
Zidizidy: a: Hamaflahana, hakingana; tanjaka, havitrihana, hamafy, haheniana. - t.i.f.: Azidizidy, tafazidizidy / mizidizidy, fizidizidy / izidizidiana, fizidizidiana / mahazidizidy. Ahitsio
Zihirana: na Zihirina (zihitra) mt.ih. (zihiro): Bontsinina. Ahitsio
Zihitra: a: Toetran'ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra. ~ Toetran'ny olona mihenahena tsy miteny. - t.i.f.: Zihirina, zihirana, azihitra, voazihitra, tafazihitra / mizihitra, fiz>bitra, mpizihitra j izjhixana, fizihirana I mahazihitra. Ahitsio
Zihizihy: ft.: Niavian'ny Azilrizihy, mizihizihY, fizihizihy. Ahitsio
Zile: (fr, gilet) a.: Akanjo kely tsisy tanany tsindrian'ny pahtao; salotra. Ahitsio
Zimba: a.: Fanivaivana, fanevatevana, fanarabiana. - t.i.f.: Zimbaina, azimba, voazimba / manazimba, fanazimba, mpanazimbal anazimbana, fanazimbana / mahazimba 1 zimbazimba. Ahitsio
Zimbaina: (zimba) mt,ih. (zimbao): Ivaivaina, tevatevaina, harabina. Ahitsio
Zimpona: Jer. Zompona. Ahitsio
Zina: p. t.: Enti-milaza taona be hanina, be vokatra miakatra: Taon-jina. i t.if.: Mahazina. Ahitsio
Zinaitra: (zaitra) mt.ih. misy tsofoka in: Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin'ny kofehy: Tsy mba lambo nozinaitro izany! Ahitsio
Zinara: (zara) mt. ih, misy taofoka in: Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin'ireo ny olona izarana; tantanina: Tsy ampy ny voankazo nozinara Ahitsio
Zinera: (zera) mt. ih. misy tsofoka in: Voazera, nazera, navarfna: Nozinera tao Ampamarinana ireo martiora Ahitsio
Zinevo: (zevo) mt.ih. misy tsofoka in: Voazevo, nafangaro, nampifangaroina: Nahoana no nozinevonao ny ondrinao sy ny ondrinay? Ahitsio
Zinga: a.: Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Touozy amin'ny zinga ny rano. 1 Fisotroan-dra- no: Zatra amin'ny an-tohojfnga ka tsy velona amin'ny an-kararàna. ? Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 5 litatra amin'ny famarana ankehitriny. - t.i.f.: Zingaina, voazinga / manjinga, fanjinga, mpanjinga I anjingàna, fanjingàna 1 mahazinga. - F.-p.: Manao rano dikain' ny zinga: tsy manaja ny ambaratongam-pahefana fa mandingana. Ahitsio
Zingaina: (zinga) mt, ih. (zingao): Tovozina amin'ny zinga: Aza zingaina ny rano ao an-tsinibe. Ahitsio
Ziniziny: sy Zinjina ft.: Firintonana amin-katezerana. / t.if.: Miziniziny, fiziniziny, mpiziniziny / mizinjina, fizinjina, mpizinjina 1 iziniziniana, fiziniziniana / izinjinana, fizinjinana. Ahitsio