Manosika [hery] | : | (tosika) mt. p, (ma. noseha): Mandronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka: Aza manosi. ha ahy ianao fa teuam.be it9 akaikiko it9. 1 Mandroaka tsy ho anisan'ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan'ny tandna 1 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro, Ahitsio |
Manosy [hery] | : | (hosy) mt, p, (mano. se): Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao 1 h,o,: Manao tsinontsinona manimbazimba: Azq manosi~ hosy ny nahitanao soa. + Mamaky bainga amin'ny tanimbary mba hampahalemy azy , hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona, 1 Mambabo fana-nana, Ahitsio |
Manosaka [hery] | : | (tosaka) mt, p, (ma. nosaha): Mandraraka, mampitobaka,+ Manapaka. Ahitsio |
Manorotra [hery] | : | na Miorotra (orotra) mt. p, (manorosa na manorota): Manongotra mandriry amin'ny tanana, manapaka amin'ny antsy, ? M,h,: Manongotra, manombotra, manatsoaka, manala, mandrixy, manesotra. Ahitsio |
Manorotoro [hery] | : | (torotoro) mt. P. (manorotoroa): Mamaky potipotika, manamontsana. Ahitsio |
Manoroka [hery] | : | (oroka) mt, p, (manoroha): Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pltlavana na fanajana olona iray. Ahitsio |
Manorobona [hery] | : | (robona) mt, s,: Tsara faniry sy maitso ravi-na (fiteny fandre matetika amin'ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona). loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny t Ahitsio |
Manoro [hery] | : | (noro) mt, s.: Mann-me hafaliana, Ahitsio |
Manoro [hery] | : | (toro) mt, p, (mano. roa): Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana manhany an.tsena, ? Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon'ireo zaza ireo, Ahitsio |
Manoritra [hery] | : | (sorltra) mt, p, (manortta): Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany a. min'ny tady. / Manoritra vo-Io amin'ny fofy. Ahitsio |
Manorisory [hery] | : | (sory) mt, p. (ma. norisoria): Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mi. hitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany. + Manao fzay hahasosotra ny hafa: A tsaharo io fanaonao io fa ma. norisory ny mpampianatra, + Mampahory, mampijaly: Ta n. dremo ny manorisory ny zandrin'ialahy a! Ahitsio |
Manorirana [hery] | : | (rirana) mt, s. (manorirdna): Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay uao afaka nande. ha. Ahitsio |
Manorina [hery] | : | (orina) mt, p. (manorena): Manangana, mam-Piioro: Manorina trano, ? h,o.: Manorina fikambanana, tokantrano. + Manatsatoka: Manorina famolaina. Ahitsio |
Manorika [hery] | : | (tsoriha) mt, s.: Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan'ny zavatra iray: Nanoriha nanaraha ny takolany ny ranomasonY, Ahitsio |
Manory [hery] | : | (ory) mt, p,: Manorisory. Ahitsio |
Mandatsaka [hery] | : | an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin'ny rejisitra? ? Mandefa taratasy: Nanoratra tamin'ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho, 1 Mamorona: 1 Rodlish no nano_ ratra ny "Sangy mahery ", Ahitsio |
Manoratra [hery] | : | (soratra) mt. P. (manorata): Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mohay manoratra i Bakoly. 1 Ahitsio |
Manoranorana [hery] | : | (oranorana) mt. P. (manoranordna): Mihinana mamosibosika, 1 Mahatonga fanaintainana, fanombotrombotana, Ahitsio |
Manorana [hery] | : | (orana) mt, p, (ma. nordna): Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy), Ahitsio |
Manorana [hery] | : | Morana p.t.: Misy orana, Ahitsio |