Teny nampidirina farany

Manorana
[hery]
:(torana) mt, p.: Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary. Ahitsio
Manoraka
[hery]
:(toraka) mi, p, (ma. noraha): Manipy, mitoraka, * Mampitovy endrika amin' ny... Ahitsio
Manopy
[hery]
:(topy) mt, p, (mano. pdza): Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso a. min-javatra. ? Manipy. - F,.p,: Manopy mena, ma. nopy mainty: somary mena, somary maints,. / ManoPY maizina: enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina, Ahitsio
Manopatopa
[hery]
:(topatopa): Mitovy amin'ny Mitopatopa. Ahitsio
Manontsona
[hery]
:(hontsona) mt, p, (manonts?na): Manetsika, manozongozona: Iza no afaka hanontsona ity vato it9, Ahitsio
Manontsana
[hery]
:(ontsana) mt. p, (manontsana): Manakorian. drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsdna uava isa-marai. na, Ahitsio
Manontona
[hery]
:a,: Karazan-javamaniry toy ny Ramilamina. Ahitsio
Manontona
[hery]
:(tontona) mt, p. (manont?na): Mikapoka na mandona amin-javatra: Manontona ny lamba sasana. Ahitsio
Manontolo
[hery]
:(tontolo) p.t.: Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo - F, p,: Manontolo fo: entimilaza olona tsy azo ahodina, tsy azo ifonana fa rehefa izay dia izay. / Anio tontolo na manontolo andro: ny andro sy fotoana manomboka eo amin'izay itenenana ka mandra-paharivan'ny andro. ? M.h.: Bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika. Ahitsio
Manontany
[hery]
:(ontany) mt, p, (mana ntania): Manao teny mila setriny na valiny: Ma. nontany anao aho ka ualio, * Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman'endriky ny tany ny mpampianatra, ? Maka ambavany, mamotopototra: Na- nontany ny voampanga ny mpamototra. Ahitsio
Manonta
[hery]
:(tonta) mt, p, (ma. nontd): Maniera, 1 Manao printy: Manonta boky, ? Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay ma. nonta biriky tsara Rab e. - F,-p,: Manonta tany: enti-milaza ny fanaovana ny rindrin-trano amin'ny fotaka voadity. / Manonta uary: mampifanongoa ny amboaram-bary tsy mbola voavely. Ahitsio
Manonotra
[hery]
:(onotra) mt, p, (manonora na manonota): Manongotra volis. Ahitsio
Manononkonona
[hery]
:(kononkono. na) rra. p, (manononkonona): Manafina any anaty akanjo, manakontakona, Ahitsio
Migaringana
[tanjonajerry]
:Teny tanora azo anolona ilay teny hoe midegany. Ahitsio
kilia
[chrislainedsonandrianantenaina]
:"kilia" zaza lehilahy fomba fiteny antesaka Ahitsio
marao
[chrislainedsonandrianantenaina]
:zaza no dikan'ny teny hoe"marao"@ fiteny antesaka Ahitsio
lagy
[Tsanta-Fiderana]
:(Teninjatovo) Tezitra Ahitsio
Pinjy (Sakalava)
[iAbo]
:Jorery Ahitsio
sambia (betsileo)
[iAbo]
:antsy , mesa (betsileo), meso (sakalava) Ahitsio
abado
[iAbo]
:soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy Ahitsio