Teny nampidirina farany

Mifanahantsahana
[hery]
:(tahaka) P. t.: Sahalahala, Ahitsio
Mifanahaka
[hery]
:(tahaka) mt, s,: Enti-milaza zavatra roa mitovy: Mifanahaka ireto sary roa ireto, Ahitsio
Mifana
[hery]
:(fana) mt, s, (mifand): Mikombona manao mafana tsara raha vao avy tera-bao mandritra ny tapa-bolana eo, ? M,h,: Mikomby, Ahitsio
Mifampitakona
[hery]
:(takona) mt, pf.: Mifampitondra (kilalao ataon'ny ankizy izay mifam. pitondra amin'ny tehina bao), Ahitsio
Mifampisakambina
[hery]
:(sakambi. na)' mt, pf.: SamY mamihina ny vatan'ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan'ny iray ataony ao an-damosin'ny iray: Variana ers> Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny an. dalambe, Ahitsio
Mifampam-
[hery]
:Mifampan: Tovo. na fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin'olona, ho an'ny mt, tso. tra manomboka amin'ny mam- na man-, ka entimila. za olona roa mifamaly asa ampanaovin'ny hafa: Mifam_ pamangy, mifampanoratra Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentln'ny zanany avy. Ahitsio
Mifampaka
[hery]
:(aka) mt, s,: Enti. milaza olona roa, ka ny iray maka ny anankiray hafa, ary ity faharoa maka ilay voalohany, Ahitsio
Mifamp-
[hery]
:Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana mt, p, milaza fifamalian'asa tsotra raha mt, manomboka amin' ny mi ny mt, tsotra: Miteny ? mifampiteny, 2) Hanaovana mt, p, milaza fampanaovana asa mifamaly raha mt, manomboka amin'ny man ny mt, tsotra: Mamangy ? mifampamangy, Ahitsio
Mifamotoana
[hery]
:(fotoana) mt, pf,: Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androony, nefa tsy tonga izy. / Mifamotoana amin'ny olona. Ahitsio
Mifamotaka
[hery]
:(famotaka) mt, s,: Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fo_ tsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anonkiroa ka uory ny ankizy npery, Ahitsio
Mifamoivoy
[hery]
:(voivoy) mt, s, (mifamoiuoiza): Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoiuoy eran'ny kianja ny uahoaka, Ahitsio
Mifamofo
[hery]
:(fofo) mt.pf. (mifamofoa): Mitetika hifamono: Nifamofo mihltsy izy roa lahy. 1 Mifanao fanekena mialoha hivady: Afakomaly no nifamofo Rakoto sy Raimu), Ahitsio
Mifameno
[hery]
:(feno) mt.pf. (mifamenoa): Mifanampy: Mifa_ meno ny sikajy sy ny kirobo mba ho tonga sikajitelo, Ahitsio
Mifambomba
[hery]
:(mbomba) mt, pf.: Mifamlhina, mifampisakambina toa mlfampiaro amin'ny loza mifamehy. 1 M.h.: Mifanohana, Ahitsio
Mifamatra
[hery]
:(fatra) mt, s.: Mitovy fatra amy,,,, mifandanja: Tsy mifamatra amin'ny fitiaa uan.droy aman.dreny matetika ny fitiauan'ny zanaka, ? F,-p,: Mifamatra amin'ny masoandro: enti-milaza asa, na dia, maharitra mandritra ny indray andro manontolo, Ahitsio
Mifamandraka
[hery]
:(fandraka) mt, s.: Miady, mifanaratsy, mifanendrikendrika Ahitsio
Mifamahofaho
[hery]
:(faho) mt, Mifangaroharomifampidiplditra be ihany: Mifamahofaho ny soa sy ny ratsy eto a_ min'ny flainana, Ahitsio
Mifam-
[hery]
:Mifan-: Tovona fanaovana matoantenin'ny mpifanao ho an'ny mt, tsotra ma. nomboka amin'ny mam- na man-, enti.milaza fifamaii?na asa: Mifamangy (mamangy), mifanoratra (manoratra), I. saky ny taom.baovao ihany uao mifanoratra izahay sy Rakoto Ahitsio
Mifalihavanja
[hery]
:(falihavanja) mt, s : Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak'omby na ondry eny an-kijana, Ahitsio
Mifaly
[hery]
:(faly) mt, s, (mlfalia): Mampiseho hafallana amin' ny hira sy dihy, Ahitsio