Mifady [hery] | : | (fady) mt, p. (mita-dia): Tsy mihinana an-tsitrapo, mand? tena tay hihinana: Mifady hena lsan-jomd izy, 1 Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-no fo ny olona manokon-tena ho an'Andrlamanitra. / Mi. tana nY fahadiovarn-pitondran-tena, tsY miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny uadiny, dia nahay nifady ny uehivauy malagasy, Ahitsio |
Miezoezo [hery] | : | (ezoezo) mt. s. sady P. t.: Manan-toetra lava marotsaka, mitezotezo. Ahitsio |
Miezinezina [hery] | : | (ezinezina) p.t.: Sady avo no ngeza, lehibe; mandrindrina aoka izany, Ahitsio |
Miezanezana [hery] | : | (ezanezana) mt. s,: Mitsangana, mijoro, Ahitsio |
Miezaka [hery] | : | (ezaka) mt, s. (miezaha): Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga uoolohany, 1 Miantoraka: Niezaka lxy uao nahauikina ilay hady, 1 Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aizo moa no hahombiazanyf Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo, Ahitsio |
Mievotra [hery] | : | (evotra) mt, s.: Mibontsina ho avoavo, mlvohitra noho ny manodidina: Mi- evotra ny trafon'omby, 1 Miaina, miverina amin'ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo noiefitra, 1 Mitana toerana ambony: Mievotra Io lehilahy Io ka mirehareha izai. tsizy, 1 Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina, 1 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fitenY: Mieuotrd matetika tzy ka tsy azo itokiana, Ahitsio |
Mievoka [hery] | : | (evoka) mt, s na mt, P,: Mifoka etona na fofona mafana avy amin.lavamaniry nampangotrahina na dorana hatao fanafody, Ahitsio |
Mievina [hery] | : | (avina) mt, s,: Mamoaka rivotra amin'ny orona tsy iniana atao fa mlbosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa pitidrora koa: Raha misy mievi. na dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "afa-drofy". Ahitsio |
Mievanevana [hery] | : | (evanevana) mt, s,: Mijanona tay an'ny atsy tsy an'ny aroa, mialanalana: Mievanevana ny mPttondra eto amin'tty tany lty, Ahitsio |
Mietsaka [hery] | : | (etsaka) mt, a,: Mi. hetsaka, mikoa, mirodana: Nietsak'ilay oram-be ny lalan-kely mankany aminay. Ahitsio |
Mietro [hery] | : | (etro) mt, a.: Misotxo toaka (f,s.b,). Ahitsio |
Mietry [hery] | : | (etry) nit, a, (mietre): Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokotany, - F,-p,: Mietry tena na ma. netry tena: manambany tena fa tsy mba miavonavona, Ahitsio |
Mistra [hery] | : | (etra) mt, s, (mietrd): Manao na mit ondra fehiki. b o, Ahitsio |
Mietaketaka [hery] | : | (etaketaka) mt, s. (mietaketaha): Mirehareha miedinedina: Nietaketaka er? Rakotobe fa nomen'ny Fitsarana roriny tzy, Ahitsio |
Mietiketika [hery] | : | (etiketlka) mt, s,: Mieboebo, mihagohago toetra, Ahitsio |
Miesotra [hery] | : | (esotra) rat, s, (mie. sora): Miala amin'ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa My mahavita na :noria na inona, Ahitsio |
Miesona [hery] | : | (esona) mt, s,: Man. defa fofon'aina mitmtroka rehefa matory, Ahitsio |
Miesinesina [hery] | : | (esinesina) mt, s,: Enti-milaza ny olona mamoaka feo maflmafy isaky ny miaina toy ny feo avoa. " kan'ny oxona tsentsintsentsin-tsery, Ahitsio |
Miesikesika [hery] | : | (esikesika) mt, s,: Mananosarotra raha mamindra noho ny hatavezana. Ahitsio |
Miesanesana [hery] | : | (esanesana) mt, s.: Mandeha miadana toa manano sarotra noho ny habe na indrindra ny hatavezana, Ahitsio |