Teny nampidirina farany

Mietry
[hery]
:(etry) nit, a, (mietre): Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokotany, - F,-p,: Mietry tena na ma. netry tena: manambany tena fa tsy mba miavonavona, Ahitsio
Mestra
[hery]
:(etra) mt, s, (mietra): Manao na mitondra fehikibo Ahitsio
Mietaketaka
[hery]
:(etaketaka) mt, s. (mietaketaha): Mirehareha miedinedina: Nietaketaka er? Rakotobe fa nomen'ny Fitsarana roriny tzy, Ahitsio
Mietiketika
[hery]
:(etiketlka) mt, s,: Mieboebo, mihagohago toetra, Ahitsio
Miesotra
[hery]
:(esotra) rat, s, (mie. sora): Miala amin'ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa My mahavita na :noria na inona, Ahitsio
Miesona
[hery]
:(esona) mt, s,: Mandefa fofon'aina mibetroka rehefa matory, Ahitsio
Miesinesina
[hery]
:(esinesina) mt, s,: Enti-milaza ny olona mamoaka feo maflmafy isaky ny miaina toy ny feo avoa. " kan'ny oxona tsentsintsentsin-tsery, Ahitsio
Miesikesika
[hery]
:(esikesika) mt, s,: Mananosarotra raha mamindra noho ny hatavezana. Ahitsio
Miesanesana
[hery]
:(esanesana) mt, s.: Mandeha miadana toa manano sarotra noho ny habe na indrindra ny hatavezana, Ahitsio
Mierotra
[hery]
:(erotra) mt, $,: Mamoaka feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an'orona isaky ny maka fofon'aina eo am-patoriana: Tsy mahita tory l Naivo fa mierotra ixaitsizy ny zokiny, Ahitsio
Mierona
[hery]
:(erona) mt, $, (mie. renia): Mamoaka feo toy nY mingonona aloha, dia miha. mafy, arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Micro-na ilay alika ka tsy sahy ma. natona aho, Ahitsio
Mieritra
[hery]
:Mieritreritra (eritra) mt. p. na mt. s, (mieritrereta): Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no ntditra ianao, ? Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy, * Ohab.: Trafon-kena orne_ mahery: am-bava homana, am-po mierltra: enti-milaza ny teny na anatra omena olona mahay misaina ka henoiny ary dia tsakotsakoiny aoka izany. Ahitsio
Mierinerina
[hery]
:(ertnerina) mt, s. (mierinerena): Mipetraka na mihaminkamina eo amin'ny toerana talaky maso, Ahitsio
Mierina
[hery]
:(erina) mt, sady mt, s, (mierena): Tsy afa-po amin'izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an.kanina, / Mierim. pitia, Ahitsio
Miery
[hery]
:(ery) mt, s, sady mt, p, (miere): Miafina, misitrika amin'ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any an. tsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa, ? Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola, ? M.h,: Miafina, milentika, misoko, manotrika, miotrika, tsy miseho, midify, mlampify, mitampify, Ahitsio
Miera
[hery]
:(ara) mt. p. sady mt, s. (mier?): Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. - F,-p,: Teny ?niera na tenY ierana: teny ifanarahana, Ahitsio
Miepoka
[hery]
:(epoka) mt, s,: Mietry, miletaka noho ny mano. didlna. 1 h,o.: Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin'ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatj', Ahitsio
Mientana
[hery]
:(entana) mt, a,: Taitra sy miainga tampoka ao anaty, miontana: Nientana iray ihany ny foko, Ahitsio
Mienjinenjina
[hery]
:(enjinenjina) p, t, na rat, a,: Mijoro na mitoetra amin'ny toerana avo ka mampiseho fireharehana, Ahitsio
Mienjina
[hery]
:(enjina) mt. s,: Mite. ny, mihetsika toy ny mamo, Ahitsio