Teny nampidirina farany

Miefitra
[hery]
:(efitra) nit, Misy efitrefitra: Miefitra anaty toy ny haatm-boasary, Ahitsio
Miefatra
[hery]
:(efatra) mt, s,: Miza. razara efatra. Ahitsio
Mandoa
[hery]
:Miefa trosa. 1 Mionitra: Niefa ihany lahy ny fatiantoko! Ahitsio
Miefa
[hery]
:(efa) mt,s sady mt.p.: Miafara: Miefa any an-tsena ve ity lalana ity, ranklzy? ~ Ahitsio
Miedinedina
[hery]
:(edinedina) sady mt. s,: Mirehareha amin'ny fihetsehana toa mi. soneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan'ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena. Ahitsio
Miedikedika
[hery]
:(edika) mt. s,: Ma. namboatra fandeha mampi. seho fireharehana. Ahitsio
Mieboebo
[hery]
:(ebo) rat, s, (miebo. eboa) : Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erj' Isambila hatramin'ny nahafahany fanadinana, ? M,h,: Mirehareha, mirehaka mianjonanjona, mihambohambo, miandranandrana, misolantsolana, miediketlika, miedinedina, mitihintihina, midihindihina. Ahitsio
Miebana
[hery]
:(ebana) mt, s,: Mitondra lamba mirefarefa toY ny olona tsy miraharaha, na mampihofahofa azy toy ny olona te hiseho mihaingo. Ahitsio
Midrikina
[hery]
:(drikina) mt. s, (midrikina): Manohitra an-kate. zerana tsy mety manaiky: Nidrikina mafy !zy raha vao nahare fa anisan'ireo voam. panga, Ahitsio
Midridroka
[hery]
:na Midridrodridro (dridroka) mt. s,: Midilotra, mamoaka feo mam-Panglntsinglntsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin'io varava. rana to fa mldridrodridro foana raha mivoha, Ahitsio
Midridridridry
[hery]
:(dridridridry) mt, s.: Mitarafndraina noho ny aretina: Midridridrldry mandritra ny alina io marary io, 1 Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loa. tra: Midridridridry ny tongotr'ity latabatra ity raha vao hetsehina. Ahitsio
Midreho
[hery]
:(dreho) mt, s,: Midraiko mafy dia mafy. Ahitsio
Midredro
[hery]
:(dredro) mt, s. (mldredroa): Mandokadoka izaitsizy, milelaka, misolelaka: Tsy misy mankaloiloy ohatra irony mplasa fatra-ptdre. dro irony, Ahitsio
Midredridredry
[hery]
:(dredridredry) mt. Mitaraindraina, mito. manimany na mikonetaka la-va: Loza raha hidredridredry id zaza lo: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao, Ahitsio
Midrakadraka
[hery]
:(drakadraka) mt, s.: Mitondra drakadraka miariaika, Ahitsio
Midraiko
[hery]
:(draiko) mt, s.: Mandeha na mamindra mananosarotra: Efa midraiko er? ir? lahiantitra mankatj' amintsi? ka, Ahitsio
Midraho
[hery]
:na Midrahodraho (draho) mt. Mitahonta. hona sy mitavozavoza na miraildraiky, Ahitsio
Midrafana
[hery]
:(drafana) mt, s,: Mihetsika mihendratra noho ny tahotra na fihetseham-po hafa. Ahitsio
Midradraka
[hery]
:(dradraka) mt, s. (midradraha): Mlantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha uao na_ hita ny afo nandray ny vo_ lam bodintrano, Ahitsio
Midradradradra
[hery]
:(dradradradra) mt, s. (midradradradrd): Miklakfaka, miantsoantsoi Ada. la ve lanao no midradradra. dra foana toy lzao el ? Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin'ny nandrenesany ny nahafatesan-drenlny, Ahitsio