Teny nampidirina farany

Miboredika
[hery]
:(boredika) mt. Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina flanarana, [? Miteny amin'ny f9teny vahiny: Niboredika tamin'ny te. ny anglisy ry zalahy ka tsy azoko. Ahitsio
Miboraraka
[hery]
:(boraraka) mt, s,: Enti-milaza rano miraraka ka mitosaka sy mitobaka be. Ahitsio
Miboraka
[hery]
:(boraka) mt, s,: Mi. vaha: Niboraka ny entana mandra.pahatonga tany antrano, ? Miseho miharihary: Niboraka tamiko ny tao am. pony, Ahitsio
Miborabora
[hery]
:Mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny Borabora, Ahitsio
Mibontsina
[hery]
:(bontsina) p,t, sa. dy mt. s,: Mizihitra: Efa ni. bontsina ve ilay baolina? 1 h.o,: Mihalehibe kibo (entimilaza zazavavy bevohoka ivelan'ny fanambadiana), 1 Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka i. zany Rabe hatramin'ny na. hafahany fanadinana, Ahitsio
Mibontana
[hery]
:(bontana) p.t.: Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mi. bontana eo amin'ny hatoky ny zokiko, Ahitsio
Mibonenika
[hery]
:(bonenika) Enti-milaza olona mipetrapetraka malemy paika, ? M,h Mibonaika, Ahitsio
Mibonanaka
[hery]
:(bonanaka) p,t,; Enti-milaza ny olona miadana botrefona, matavy, Ahitsio
Mibonaka
[hery]
:(bonaka) mt, s.: Mivonto, mibinaka, mibibaka, Ahitsio
Mibonaika
[hery]
:Mitovy amin'ny Bonaika ihany. Ahitsio
Mjbonabona
[hery]
:(bonabona) p.t.: Mivonto toa mizihiiihitra ne-fa mihodrahodra: Asa na na. ninona na naninona fa nibo_ nabona tampoka teo ny ta_ rehin.dRasoa, Ahitsio
Mibolofotra
[hery]
:(bolofotra) mt. s,: Misesy tay miato (setroka). Ahitsio
Mibolobolo
[hery]
:(bolobolo) mt, s,: Misavoritaka (raha miteny ny volo). ~ Misy volo: Mibo. lobolo ny ranJon'iny uehiva. vy iny, ? Maniry misy volomalemy. Ahitsio
Mibolisatra
[hery]
:(bolisatra) mt. s, (mibolisara): Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongo_ tro ka lavo aho, ? M,h,: Misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra. Ahitsio
Mibolila
[hery]
:(bolila) mt, a,: Miboilsatra kely: Nibolila tetsy an. tokotany aho ka saika ni. ar?iera raha tsy nahafikitra tamin'ny tamboho, 1 Mile-fa, miporitsaka tsy manao adidy: Zazalahy mpibolila iny ka tsy azo lanteherana, Ahitsio
Mibolidy
[hery]
:(bolidy) mt, s. (mibolidia): Mitsoaka mandositra, ? Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny, ? Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay, Ahitsio
Miboliaka
[hery]
:(boliaka) p,t; Misokatra tsara, Ahitsio
Miboletaleta
[hery]
:(letaleta) mt.s. (miboletalet?): Mamindra miresaresa toy ny ganagana, Ahitsio
Miboletaka
[hery]
:(letaka) mt, a,: Miletsy: Niboletaka ny tafo dia nirodana ilay trano bon-go kely. Ahitsio
Mibolasitra
[hery]
:(bolasitra) mt, Sandra zavatra malama ka tsy mahafikitra ny tongotra ka mikorisa mampianjera. ? M.h.: Mibolisatra, misolafaka, Ahitsio