Teny nampidirina farany

Mjbonabona
[hery]
:(bonabona) p.t.: Mivonto toa mizihiiihitra ne-fa mihodrahodra: Asa na na. ninona na naninona fa nibo_ nabona tampoka teo ny ta_ rehin.dRasoa, Ahitsio
Mibolofotra
[hery]
:(bolofotra) mt. s,: Misesy tay miato (setroka). Ahitsio
Mibolobolo
[hery]
:(bolobolo) mt, s,: Misavoritaka (raha miteny ny volo). ~ Misy volo: Mibo. lobolo ny ranJon'iny uehiva. vy iny, ? Maniry misy volomalemy. Ahitsio
Mibolisatra
[hery]
:(bolisatra) mt. s, (mibolisara): Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongo_ tro ka lavo aho, ? M,h,: Misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra. Ahitsio
Mibolila
[hery]
:(bolila) mt, a,: Miboilsatra kely: Nibolila tetsy an. tokotany aho ka saika ni. ar?iera raha tsy nahafikitra tamin'ny tamboho, 1 Mile-fa, miporitsaka tsy manao adidy: Zazalahy mpibolila iny ka tsy azo lanteherana, Ahitsio
Mibolidy
[hery]
:(bolidy) mt, s. (mibolidia): Mitsoaka mandositra, ? Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny, ? Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay, Ahitsio
Miboliaka
[hery]
:(boliaka) p,t; Misokatra tsara, Ahitsio
Miboletaleta
[hery]
:(letaleta) mt.s. (miboletalet?): Mamindra miresaresa toy ny ganagana, Ahitsio
Miboletaka
[hery]
:(letaka) mt, a,: Miletsy: Niboletaka ny tafo dia nirodana ilay trano bon-go kely. Ahitsio
Mibolasitra
[hery]
:(bolasitra) mt, Sandra zavatra malama ka tsy mahafikitra ny tongotra ka mikorisa mampianjera. ? M.h.: Mibolisatra, misolafaka, Ahitsio
Mibolangina
[hery]
:(bolangina) Dongadonga salama sy matanjaka, Ahitsio
Mibokoboko
[hery]
:(bokoboko) sady mt. s,; Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny mibokoboko ny vimiaina amin'ny latsimpara fora. 1 Maniry tsimo.ka. zo, Ahitsio
Mibokftra
[hery]
:(bokitra) p.t.: Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibo. kitro. 1 Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehe. zako marina noho tzaho nihomehy Loatra. Ahitsio
Mibokeobokeoke
[hery]
:(Ski)(bokeo. ke) mt, s,: Enti-milaza ny olona na ny biby kenda ka manolanolana ny tendant' hafahafa Izany, Ahitsio
Miboitra
[hery]
:(boitra) mt, s, (mi_ boira): Miseho mifantsitsitra; mamoro fotra, Ahitsio
Miboiboika
[hery]
:(boika) mt. s. (mi. boiboiha): Mifantsitsitra, mivoaka tsy an-kijanona: Mi. sy loharano miboiboika avy eo ambodin'ny tendrombo. hitra. Ahitsio
Mibohitra
[hery]
:(bohitra) mt, s, sy mt, p, (mibohira): Mibontsina, mivohon.tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe, 1 Mikomy amy manohitra marna.. ly: Nibohitra ny mpampiasa ny mptasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy, Ahitsio
Mibohika
[hery]
:(bohika) mt. s.: Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimb?va: Mibohi. ka amin'ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana, Ahitsio
Mibohihy
[hery]
:(bohihy) mt, s $y mt, p, (mibohihiza): Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy fa saingy voafidy ho filohan'ny fikambanana, 1 Maka an-keriny, manao am-boletra: Nibohihy ny tranon'ity bitro tanora hono, indray andro, iiay kionkiona vaoy, Ahitsio
Mibohy
[hery]
:mt. p, (mibohiza): Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Ranga_ hy tty, fa aza miboh? eo a! 1 Mampiseho hery amim-pireharehana: Touolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an'ilay lnyf 1 Mitans mi. dongy zavatr'olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to, Ahitsio